Hotanterahana mandritra ny telo andro ao Mandritsara, Faritra Sofia ny hetsika ara-kolontsaina sy ara-toekarena antsoina hoe : « Festival sabôtsibe » andiany faharoa. Ny 14 sy 15 ary ny 16 Jona ho avy
Archive
Raha ny 22 mey no voatokana ho “Andro iraisam-pirenena ho an’ny karazanjavamananaina”, ho an’i Madagasikara dia notanterahana tao amin’ny Saha Maintsoanala, Mandraka ny fanamarihana ofisialy ny notanterahina ny zoma 31