Madatopinfo

 Flash Info

Archive

FRANGLISH: Hanatanteraka fampisehoana goavana eto Madagasikara amin’ny 22 septambra

    FRANGLISH: Hanatanteraka fampisehoana goavana eto Madagasikara amin’ny 22 septambra

Position, Solide, Trop parler, Bolingo, ireo no isan’ny hira nahafantarana an’i Franglish. Mpanakanto vahiny mivoy ny hira amin’ny fiteny frantsay sy anglisy miaraka ny tenany ary efa nampiara-peo tamina artista

Lire l'article

LALIGA 2024-2025: Hotantaraina amin’ny fiteny malagasy ao amin’ny Startimes ny lalao

    LALIGA 2024-2025:  Hotantaraina amin’ny fiteny malagasy ao amin’ny Startimes ny lalao

Ho fanomezana fahafaham-po hatrany ny mpanjifany, ny Startimes miaraka amin’ny Gasystar dia manolotra zava-baovao goavana indrindra ho an’ireo mpitia fanatanjahantena. Hahazo tombony manokana ireo mpankafy baolina kitra satria ho ampitaina

Lire l'article

PAN-AFRICAN ROBOTICS COMPETITION 2024: Nandrombaka ny laharana faharoa ny ekipa Malagasy

    PAN-AFRICAN ROBOTICS COMPETITION 2024: Nandrombaka ny laharana faharoa ny ekipa Malagasy

Isan’ny vinan’ny orinasa Telma Madagascar ny manampy sy manosika ny tanora malagasy indrindra eo amin’ny tontolon’ny nomerika. Manoloana izany, nanohana ireo tanora malagasy tafakatra tamin’ny dingana famaranana tamin’ny fifaninanana « Pan-African

Lire l'article

FESTIVAL SOBAHYA ANY KATSEPY: Hafana ny andiany faha-18 miaraka amin’ny Telma Madagascar

    FESTIVAL SOBAHYA ANY KATSEPY: Hafana ny andiany faha-18 miaraka amin’ny Telma Madagascar

« Roboky hatia, ediky fahalainy », no lohahevitra nosafidiana mabdritra ny hetsika ara-kolontsaina goavana antsoina hoe: « Festival Sobahya ». Araka ny nampahafantarina tamin’ny alalan’ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety, omaly, teny amin’ny Telma

Lire l'article

CFME 2024: Hifamotoana eny amin’ny AFT Andavamamba ny orinasa, ny tanora sy ireo oniversite

    CFME 2024: Hifamotoana eny amin’ny AFT Andavamamba ny orinasa, ny tanora sy ireo oniversite

Isan’ny sakana ho an’ny tanora matetika ny fitadiavana asa aorian’ny fianarana noratovony sy mifanaraka amin’ny talentany. Manoloana izany indrindra no

Lire l'article
août 2024
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031