Ao anatin’ny fanomanana ny fifidianana Kaominaly 2024, nitafa tamin’ireo mpanao gazety ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena Misahana ny Fifidianana (CENI) androany alarobia 14 aogositra 2024 tety amin’ny foiben-toerany ety Alarobia. Fametrahana fiarahamiasa