Madatopinfo

 Flash Info

Archive

DADJU SY TAYC: Hanolotra seho miavaka eto Madagasikara

    DADJU SY TAYC: Hanolotra seho miavaka eto Madagasikara

Tsy zoviana amin’ny tanora malagasy intsony ny mpanakanto vahiny anankiroa, Dadju sy Tayc. Efa samy niaka-tsehatra teto Madagasikara avokoa izy roalahy ireo ary anisan’ny ankafizin’ny olona maro. Efa maro ny

Lire l'article

HETSIKA VOATRA ANDIANY FAHA-11: Mpandray anjara miisa 60 no voafantina

    HETSIKA VOATRA ANDIANY FAHA-11: Mpandray anjara miisa 60 no voafantina

Raha tamin’ny herintaona ny fanamarihana ny fahafolo taona nisian’ny  » Salon Voatra  » izay karakarain’ny Antenimieran’ny varotra dy info Antananarivo (CCIA), izay niompana tamin’ny jery todika nandritra ny 10 taona.

Lire l'article

SOAVA ANDRIAMAROTAFIKA: Nitondra fanazavana momba ny tsaho nihely mikasika ny datim-pifidianana

    SOAVA ANDRIAMAROTAFIKA: Nitondra fanazavana momba ny tsaho nihely mikasika ny datim-pifidianana

Manoloana ny vaovao nihely momba ny fivahinianan’ny Mpampakatenin’ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI), Soava Andriamarotafika tao amn’ny Radio France Internationale na RFI, nitondra fanazavana mikasika izany ny tenany androany.

Lire l'article

FOIRE & FESTIVAL ANALAMANGA: Hotanterahana ny 20 sy 21 ary 22 Septambra ho avy izao ny andiany faharoa

    FOIRE & FESTIVAL ANALAMANGA: Hotanterahana ny 20 sy 21 ary 22 Septambra ho avy izao ny andiany faharoa

 » Analamanga tsy maintsy mandroso « , no lohahevitra mandritra ny fanamarihana ny hetsika lehibe antsoina hoe: « Foire & festival Région Analamanga« . Andiany faharoa no hotanterahana amin’ity taona ity ka ny

Lire l'article
septembre 2024
L M M J V S D
 1
2345678
9101112131415
16171819202122
23242526272829
30