Madatopinfo

 Flash Info

Archive

SOAVA ANDRIAMAROTAFIKA: Nitondra fanazavana momba ny tsaho nihely mikasika ny datim-pifidianana

    SOAVA ANDRIAMAROTAFIKA: Nitondra fanazavana momba ny tsaho nihely mikasika ny datim-pifidianana

Manoloana ny vaovao nihely momba ny fivahinianan’ny Mpampakatenin’ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI), Soava Andriamarotafika tao amn’ny Radio France Internationale na RFI, nitondra fanazavana mikasika izany ny tenany androany.

Lire l'article

FOIRE & FESTIVAL ANALAMANGA: Hotanterahana ny 20 sy 21 ary 22 Septambra ho avy izao ny andiany faharoa

    FOIRE & FESTIVAL ANALAMANGA: Hotanterahana ny 20 sy 21 ary 22 Septambra ho avy izao ny andiany faharoa

 » Analamanga tsy maintsy mandroso « , no lohahevitra mandritra ny fanamarihana ny hetsika lehibe antsoina hoe: « Foire & festival Région Analamanga« . Andiany faharoa no hotanterahana amin’ity taona ity ka ny

Lire l'article
septembre 2024
L M M J V S D
 1
2345678
9101112131415
16171819202122
23242526272829
30