Natolotr’Ambatovy ho an’ny Kaominina ambanivohitra Ranomafana Est tamin’ny fomba ôfisialy, ny zoma 26 mey 2023, ny fanalahidin’ny tsena roa vaovao. Hanome toerana azo antoka kokoa eo amin’ny lafiny aroloza sady
Posts From contact@madatopinfo.com

Manana ny lazany sy ny tanjany eo amin’ny fivoizana ny gadon-kira mafana i Dadi Love, mpanakanto malagasy anisan’ny be mpakafy eto Madagasikara. Voafidy ho ambasadaoro eo anivon’ny Telma ny tenany

Efa manodidina ny 10 tapitrisa ankehitriny ny mpanjifa MVola manerana an’i Madagasikara, tsy mitsahatra mikaroka zava-baovao ny orinasa hanomezana fahafaham-po ho an’ireo mpanjifa ireo. Marika izany ny fisokafan’ny masoivoho manokana

Diabe mirindra manodidina ny tanàna an’Ambatondrazaka hiarahana amin’ireo mpiangaly vakodrazana sy fikambanana maro samy hafa ao amin’ny Faritra Alaotra Mangoro

Mba hamaliana ny hetahetan’ny mpanjifan’ny Telma, nosokafana ny Telma shop etsy amin’ny Dyve Garden Anosivavaka Ambohimanarina. Telma shop faha-31 eto

Andro 4 no nivondronan’ireo orinasa sy mpandraharaha ara-toekarena teny amin’ny Hazovato Expo Tanjombato, nandritra ny hetsika iraisampirenena FIM na Foire

Isan’ny reharehan’ny faritra na toerana iray ny fananana toerana manokana hanaovana fanatanjahantena manaraka ny fenitra takiana amin’ny fandraisana fifaninanana ary

Ho fiaraha-mientan’ny sehatra tsy miankina sy ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Tontolo iainana sy ny Fampandrosoana lovainjafy ny amin’ny fandrakofana

Isan’ireo tranoheva manodidina ny 360 mandray anjara eny amin’ny FIM (Foire Internationale de Madagascar) amin’ity taona 2023 eny amin’ny Hazovato