Fotoana iray hihaonan’ireo mpisehatra ara-toekarena rehetra na miankina na tsia ny Foire Internationale de Madagascar na FIM izay miditra amin’ny andiany faha-17 amin’ity taona ity. Tahaka ny isan-taona, eny amin’ny
Posts From contact@madatopinfo.com

Hotanterahana eny amin’ny Novotel Alarobia ny sabotsy 21 Mey ho avy izao manomboka amin’ny 7 ora hariva ny fampisehoan’i Fary izay hampitondraina ny lohahevitra hoe: « Aime-moi, si tu peux

Lanonana roa sosona no hankalazaina any Nosy Be amin’ity taona ity mandritra ny hetsika ara-koltoraly iraisampirenena « Festival Somaroho ».

Manan-danja sy tantara ho an’ny mpino silamo rehetra ny famaranana ny volana Ramadan na « Eïd el-Fitr ». Niavaka ny fankalazana ity

Le lancement des initiatives ambitieuses après une phase de conceptualisation et d’ingénierie de Rio Tinto QMM et FMFP a eu

« Jacques Rabemananjara œuvre poétique », io no lohatenin’ilay boky nosoratan’i Dominique Ranaivoson, mpanoratra sady mpampianatra mpikaroka. Tonga eto Madagasikara ny tenany

Isan’ny mandray anjara mavitrika amin’ny fampivoarana sy famirampiratan’ ny zava-kanto malagasy ny Telma amin’ny alalan’ny fiaraha-miasa amin’ny mpanakanto avy eto