Madatopinfo

 Flash Info

Posts From contact@madatopinfo.com

TAOM-PIANARANA 2020-2021: Sekoly nomerika 20 no apetraka manerana ny Nosy

    TAOM-PIANARANA 2020-2021: Sekoly nomerika 20 no apetraka manerana ny Nosy

Tsy vita raha tsy hifanakonana. Ho fampiroboroana ny fanabeazana nomerika eto Madagasikara, misy ny fiaraha-miasa matotra sy maharitra amin’ny alalan’ny fametrahana sekoly nomerika eo amin’ny Minisiteran’ny fanabeazam-pirenena sy ny Orange

Lire l'article

MIAHY JOVENA: Nohavaozina ny departemanta Gastro-entérologie ao amin’ny HJRB

    MIAHY JOVENA: Nohavaozina ny departemanta Gastro-entérologie ao amin’ny HJRB

Marary maherin’ny 120 isam-bolana no miditra ao amin’ny departemanta Gastro-entérologie eo anivon’ny Hopital Joseph Raseta Befelatanana izay tarihin’i Profesora Rado Ramanampamonjy. Nisedra olana anefa ity departemanta ity noho ny fahasimban’ny

Lire l'article

ZAIMAIKA ANALAKELY : Nitarina sady nampakarina rihana iray

    ZAIMAIKA ANALAKELY : Nitarina sady nampakarina rihana iray

Anisan’ny fanambin’ny Ben’ny Tanana ankehitriny, Naina Andriantsitohaina ny fanarenana sy ny fanatsarana ny Zaimaika. Nanomboka tamin’ny herinandro lasa teo ny fanohizana ny fanamboarana azy io, raha niato nandritra ny fihobohana.

Lire l'article

AINGA VAO HO AN’NY TOE-KARENA MALAGASY : Ny 17 – 20 desambra ny fotoamben’ny “made in Madagascar”

    AINGA VAO HO AN’NY TOE-KARENA MALAGASY : Ny 17 – 20 desambra ny fotoamben’ny “made in Madagascar”

Hetsika ara-toekarena hanairana an’ireo mpandraharaha Malagasy rehetra hampisongadina ny vokatra vita Malagasy no tanjon’ny foara manomboka ny faha-17 an’ity volana ity. Nampintaina tamin’ny mpanao gazety teny amin’ny Relais D’Ivandry Alarobia,

Lire l'article

KAOMININA ANDRAMASINA: Mandray anjara mavitrika amin’ny fambolen-kazo ny Vondrona Axian

    KAOMININA ANDRAMASINA: Mandray anjara mavitrika amin’ny fambolen-kazo ny Vondrona Axian

Loza mitatao, misy fiatraikany ratsy mivantana amin’ny andavanandron’ny malagasy ny fahasimban’ny tontolo iainana ateraky ny loto, ny setroka, ary indrindra

Lire l'article

BOKY DIARY NOFY: Haparitaka tsy ho ela manerana ny Nosy ny endriny « audio »

    BOKY DIARY NOFY: Haparitaka tsy ho ela manerana ny Nosy ny endriny « audio »

Manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fanabeazana ny vaky boky satria mampitombo ny fahalalana sy mamparanin-tsaina ny ankizy indrindra ho

Lire l'article

ANDRAVOAHANGY SY NY MANODIDINA : Nirohotra nandoa hetra ireo tsy ara-dalana

    ANDRAVOAHANGY SY NY MANODIDINA : Nirohotra nandoa hetra ireo tsy ara-dalana

« Tonga misoratra anarana izahay mba tsy ho voaroaka amin’ny toeram-pivarotanay”. Hoy i Tafita Razafimahefa, raim-pianakaviana iray anisan’ireo nandray anjara tamin’ny

Lire l'article

MPITORITENY HO AN’NY FILAZANTSARA: Lohahevitra maro no nifampizarana nandritra ny konferansa

    MPITORITENY HO AN’NY FILAZANTSARA: Lohahevitra maro no nifampizarana nandritra ny konferansa

Notontosaina teny amin’ny Les Colonnades Bypass ny tontolo andron’ny sabotsy 28 Novambra lasa teo ny andiany voalohany tamin’ilay hetsika antsoina

Lire l'article

MINISTERAN’NY VAROTRA: Hatomboka ny 1 Desambra ho avy izao ny « opération vidin’entana »

    MINISTERAN’NY VAROTRA: Hatomboka ny 1 Desambra ho avy izao ny « opération vidin’entana »

Eo anelanelan’ny volana Desambra hatramin’ny Febroary no vanim-potoana fanararaotan’ny mpivarotra hampiakarana ny vidin’entana eny an-tsena indrindra ireo ilaina amin’ny andavanandro

Lire l'article

FAMATSIAN-DRANO ETO ANTANANARIVO: Manana vahaolana maty paika ny Ministeran’ny Rano

    FAMATSIAN-DRANO ETO ANTANANARIVO: Manana vahaolana maty paika ny Ministeran’ny Rano

Miovaova ny toetr’andro, miakatra ny marimpana, miharitra ihany koa ny rano amin’ny tanàna maromaro raha ny eto Analamanga manokana no

Lire l'article
avril 2025
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
282930