Madatopinfo

 Flash Info

Posts From contact@madatopinfo.com

SALFA: Nahazo famatsiam-bola mitentina 265.000 euros avy amin’ny CBM

    SALFA: Nahazo famatsiam-bola mitentina 265.000 euros avy amin’ny CBM

Fahaverezan’asa sy fihariana, olana ara-panabeazana, tsy fisitrahana vatsy tsinjo sy tosika fameno, ireo no santionan’ireo fiatraikan’ny hamehana ara-pahasalamana amam-bolana maro nateraky ny valanaretina Covid-19 teo amin’ireo olona manana fahasembanana sy

Lire l'article

OSCEAH MADAGASCAR: « Hampitomboina ny tahan’ny olona marefo misitraka ny rano, fidiovana sy fanadiovana »

    OSCEAH MADAGASCAR: « Hampitomboina ny tahan’ny olona marefo misitraka ny rano, fidiovana sy fanadiovana »

Tanjon’ny fampandrosoana lovainjafy fahaenina na ODD6 ny fahazoana rano madio, fidiovana sy fanadiovana hatramin’ny taona 2030. Raha ny eto Madagasikara, dia fantatra fa mbola ambany ny tahan’ny olona mahazo ny

Lire l'article

TAOM-PIANARANA 2020-2021: Hitombo 20 ireo sekoly hisitraka ny tetikasa fanabeazana nomerika

    TAOM-PIANARANA 2020-2021: Hitombo 20 ireo sekoly hisitraka ny tetikasa fanabeazana nomerika

Isan’ny tanjon’ny fitondram-panjakana ankehitriny ny fanomezana fanabeazana tsara kalitao ho an’ny zaza malagasy manerana an’i Madagasikara, ao anatin’izany ny fampiroboroboana ny fanabeazana nomerika. Manoloana izany indrindra no nahatonga ny Ministeran’ny

Lire l'article

FIKAMBANANA CNFM: Nanolotra soson-kevitra hentitra ho fiarovana ny zon’ny vehivavy

    FIKAMBANANA CNFM: Nanolotra soson-kevitra hentitra ho fiarovana ny zon’ny vehivavy

Fikambanana iray izay mampivondrona ireo fikambanam-behivavy avy amin’ny fiaviana rehetra mihetsika eto Madagasikara ny CNFM (Conseil National des Femmes de Madagascar) ary mankalaza ny faha-10 taona nijoroany amin’ity taona 2020

Lire l'article

FIFIDIANANA LOHOLONA: Vonona hanefa ny adidiny ny fikambanana AJMA

    FIFIDIANANA LOHOLONA: Vonona hanefa ny adidiny ny fikambanana AJMA

« Isika rehetra miara-mandroso », io no teny filamatry ny AJMA na Association des Jeunes Maires Analamanga. Fikambanana izay ivondronan’ireo Ben’ny Tanàna

Lire l'article

CARLO ACUTIS : Avec son âme, le corps de cet italien retrouvé incorruptible sera béatifié

    CARLO ACUTIS  : Avec son âme, le corps de cet italien  retrouvé incorruptible sera béatifié

L ‘ Acutis sera béatifié à la basilique papale de St. Le cardinal Giovanni Angelo Becciu, préfet de la congrégation

Lire l'article

TETIKASA PMI MEASURE MALARIA: Vola 1,5 tapitrisa dolara no omen’ny governemanta amerikana amin’ity taona ity

    TETIKASA PMI MEASURE MALARIA: Vola 1,5 tapitrisa dolara no omen’ny governemanta amerikana amin’ity taona ity

Natomboky ny governemanta amerikana amin’ny fomba ofisialy, amin’ny alàlan’ny Sampandraharaha amerikana misahana ny fampandrosoana iraisam-pirenena (USAID) sy ny Tetikasan’ny filoham-pirenena

Lire l'article

CARTE VISA MVOLA: Azo jifaina amin’ny sarany 20.000 ariary eny amin’ny Telma Shop rehetra

    CARTE VISA MVOLA: Azo jifaina amin’ny sarany 20.000 ariary eny amin’ny Telma Shop rehetra

Tolotra vaovaoben’ny Mvola miaraka amin’ny banky BNI Madagascar ny Carte VISA Mvola. Carte internationale, tsy misy engagement, tsy mila manana

Lire l'article

FANDAHARAN’ASA MIAHY JOVENA: Ny Akany Iarivo Mivoy no nisantarana ny « clinique mobile »

    FANDAHARAN’ASA MIAHY JOVENA: Ny Akany Iarivo Mivoy no nisantarana ny « clinique mobile »

Ilaina ny fandrindrana ny fiterahana hisorohana ny vohoka aloha loatra ho an’ny tanora sy hampihena ny taham-pahafatesan’ny reny sy ny

Lire l'article

CARTE VISA MVOLA: Hanamora ny fifanakalozana ara-bola eto an-toerana sy iraisampirenena

    CARTE VISA MVOLA: Hanamora ny fifanakalozana ara-bola eto an-toerana sy iraisampirenena

Manaiky an’i Mvola izao tontolo izao. Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny zoma 2 Oktobra lasa teo ilay zava-baovao entin’ny Mvola,

Lire l'article
avril 2025
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
282930