Aman-taonany maro izay no tsy nisian’ny hetsika goavana tany amin’iny tananan’Ambila Lemaitso iny. Amin’ity volana Oktobra ity dia hamelona ny hatsaran’izany toerana izany i Nyrado Events amin’ny alalan’ny hetsika antsoina
Posts From contact@madatopinfo.com

Notanterahana teny Antanimena ny 17 sy 18 septambra ny atrikasa fanentanana sy fanofanana momba ny fanaovan-gazety siantifika ho an’ireo vehivavy

Notanterahana ny alakamisy lasa teo teny amin’ny Hotel Panorama Andrainarivo ny fikaonandohan’ny antoko politika sy ny Vovonan’ny Parlemantera. Maro ny

Toerana nosafidian’ny Lions Club Antananarivo Salanitra hanatanterahana ny RSM na » Réunion Statutaire Mixte » voalohany ny tao Ambohimiadana, Kaominina Carion,

Nandritra ny roa herinandro no niatrehan’ny mpifaninana anankiroa, Andao Company sy Crédit Carat ny dingana famaranana momba ilay fifaninanana tetikasa