Notanterahana nanomboka ny alakamisy 18 Jona lasa teo ary hifarana ny talata 23 Jona hoavy izao ny fizarana tosika fameno 100.000 ariary raha ho an’ny Kaominina ambanivohitra Ampitatafika izay ahitana
Posts From contact@madatopinfo.com

Le confinement n’a pas réussi a freiner la promotion de la culture. Malgré la situation actuelle, la fête de la musique sera dignement célébrée à l’Alliance française d’Antananarivo. La fête

Mbola ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fahamehana ara-pahasalamana hiadiana tanteraka amin’ny areti-mandripaka Coronavirus isika eto Madagasikara amin’izao fotoana izao . Manoloana izany,
FIATREHANA NY COVID-19: Olona 400 no nisitraka ny tohana ara-tsakafo avy amin’ny « Opération Smile »

Tamin’ny taona 2007 no nanomboka teto Madagasikara ny « Opération Smile » izay vondrona miahy sy miaro ny olona manana fahasembanana eo

Tsy mitsahatra ny manome fahafaham-po ho an’ny mpanjifa hatrany ny banky BMOI hatramin’izay taona maro nijoroany izay, na amin’ny lafiny

Teny amin’ny Tsenan’Anosibe no nanombohan’ny Ben’ny Tanàna Antananarivo renivohitra, Naina Andriantsitohaina sy ny delegasiona niaraka taminy ny fanatanterahana ny fidinana

Le prix du pétrole rebondira en raison des réductions de production de l’Opep. Or le Premier Ministre Christian Ntsay a

Isan’ny vokatra tena ankafizin’ny Malagasy ny zava-pisotro « THB » vokarin’ny orinasa Star indrindra rehefa misy fety sy fifaliana. Hiavaka ny fanamarihana