Tontosa ny marainan’ny alakamisy 4 Jona lasa teo teny Andoharano Tsimbazaza ny fanaovan-tsonia mikasika ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny ONG Ran’Eau sy ny Institut Supérieur de Technologie (IST) ao Antsiranana. Niompana
Posts From contact@madatopinfo.com

Mbola ny fanadihadiana sy ny famotoran’ny mpitandro filaminana no hamaritra ny marina mikasika ny sakoroka tao Toamasina, ny alarobia teo. Raha ny fampintambaovaon’ny mpiandraikitra ny seraseran’ny polisim-pirenena eo amin’ny Foibeny

Fokontany 18 no mandrafitra ny Kaominina ambanivohitra Ambohimangakely. Vao nanomboka nandray ny toerany amin’ny maha Ben’ny Tanàna azy Andriamatoa Radafy Thierry na i Bota dia avy hatrany dia nanatanteraka ireo

Ao anatin’ny herinandro fahadimy amin’ny fahamehana ara-pahasalamana isika eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Mbola tsy miverina an-dakilasy ny mpianatra eny anivon’ny oniversite raha ny eto Antananarivo no resahana, manoloana izany

Toerana malaza, ifamezivezen’ny olona maro ny tsenan’Anosibe. Vao nanomboka ny vanim-potoana fahamehana ara-pahasalamana teto amintsika dia efa nandray ny andraikiny

Potika vokatry ny fandalovan’ny rano be ny volana febroary lasa teo ny ankamaroan’ireo fotodrafitrasan’ny fambolenana, faritra Alaotra Mangoro. Betsaka ireo

Hiavaka ny fankalazan’ny Malagasy ny fetim-pirenena amin’ity taona ity noho ny fisian’ny valanaretina covid-19 eto amintsika. Raha eny amin’ny kianjaben’ny

“Galana, miaro ny fahasalaman’ny mpandeha taxi-be”. Amin’izao vanim-potoanan’ny fahamehana ara-pahasalamana sy ny fepetra fihibohana amin’ny ampahany mihatra eto Antananarivo izao,

Mercredi dernier, un groupe de touristes de la CTM ou Confédération du Tourisme de Madagascar a tenu une déclaration à

Notanterahana ny marainan’ny talata 19 Mai teny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Kaominina Antananarivo renivohitra sy ny