Toerana iray ahafantaran’izao tontolo izao an’i Madagasikara ny Faritra arovana « Allée des baobabs » ao Morondava, Faritra Menabe. Mirefy 320 hektara ity valanjavaboahary ity ary ao anatin’ny Faritra arovana sokajy fahatelo
Posts From contact@madatopinfo.com

Horakoram-pifaliana no nandrakotra ny Kianjan’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Mahamasina ny tolakandron’ny sabotsy 9 Marsa nandritra ny lanonana fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Smatchin Youzou Smatchin Orange Aônnaaa andiany fahafolo.

Les gagnants de « Tous Buteurs » ont reçu leurs lots hier au siège d’Orange Madagascar Ankorondrano. Du 13 janvier au 11 février 2024, ce sont plus de 155.000 participations

Tsy mitsahatra ny manamora hatrany andavanandron’ny mpanjifany hatrany ny MVola amin’ny alalan’ireo tolotra maro isafidianana sy ny kalitaon’ny servisiny. Ny

Raha efa nosantarina ny 26 Janoary lasa ny taom-pambolen-kazo ho an’ny taona 2024 izay mitondra ny lohahevitra hoe : « Fambolen-kazo :
La Michelangelo Foundation for Creativity and Craftsmanship est une fondation suisse créée par Johann Ruppert dans le but de promouvoir

Nanomboka ny tapaky ny volana janoary 2024, tsy misahirana intsony ireo mpampiasa ny Orange Money Europe amin’ny alalan’ny Thunes raha

Anman-tapitrisany maro ankehitriny ny mpanjifa Mvola manerana an’i Madagasikara, tsy mitsahatra mikaroka ny mitondra fanavaozana ny orinasa hanomezana fahafaham-po ho