Madatopinfo

 Flash Info

Posts From contact@madatopinfo.com

VONDRON’ORINASA ARBIOCHEM : Nanamarika ny nahazoany ny « Certification ISO 9001:2015 »

    VONDRON’ORINASA ARBIOCHEM : Nanamarika ny nahazoany ny « Certification ISO 9001:2015 »

Isan’ny sivana hahazoana ny « Certification ISO 9001:2015 » ny fomba fandraisana ny mpanjifa, ny fitsaboana ny biby sy ny fanafody, fitaovana, ny fahadiovana, ny akora ampiasaina ary mandalo dingana maro toy

Lire l'article

MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: Nanatanteraka ny fifamindram-pitantanana ny Ministra teo aloha sy ny vaovao

    MINISTERAN’NY FILAMINAM-BAHOAKA: Nanatanteraka ny fifamindram-pitantanana ny Ministra teo aloha sy ny vaovao

Tamim-pirahalahiana tanteraka no nanatontosasana ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny Ministry ny Filaminam-bahoaka teo aloha, ny Inspecteur Général de Police Fanomezantsoa Randrianarison sy ny Ministra vaovao, ny Contrôleur de Police Herilala Rakotoarimanana

Lire l'article

FIANGONANA ROYAL CHAPEL : Hiavaka ny famaranana ny taona 2023 amin’ity

    FIANGONANA ROYAL CHAPEL : Hiavaka ny famaranana ny taona 2023 amin’ity

« Réveillon alin’ny faminaniana 2023 », io no lohahevitra entin’ny Royal Chapel hamaranana ity taona ity ny alin’ny 31 desambra ho avy izao izay hotanterahana ao amin’ny Royal Chapel Anosizato atsinanana. Amin’io

Lire l'article

FANAFIHANA SESY LANY MAINTIRANO : Mpaka ankeriny sarona, tompon’omby namoy ny ainy, raim-pianakaviana voakapa famaky

    FANAFIHANA SESY LANY MAINTIRANO : Mpaka  ankeriny sarona, tompon’omby namoy ny ainy, raim-pianakaviana voakapa famaky

Mpiavy avy any amin’ny Faritra Androy no nindaosin’ny fahafatesana, noho ny fanafihan-dahalo miisa enina mirongo basy telo tao amin’ny kaominina Mafaijijo, Maintirano, tamin’ny zoma 22 desambra teo, sahabo tamin’ny 3

Lire l'article

NOELY MIZARA FIFALIANA : Mpianatry ny EPP ao Alasora manodidina ny 4.000 no nisitraka fanomezana

    NOELY MIZARA FIFALIANA : Mpianatry ny EPP ao Alasora manodidina ny 4.000 no nisitraka fanomezana

Toy ny isan-taona nandritra izay 3 taona nisesy izay, mahatsiaro manokana ireo ankizy mpianatra eny anivon’ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra ny

Lire l'article

TROPI’COM : Hitondra ainga vaovao ho an’ny fizahantany eto Madagasikara

    TROPI’COM : Hitondra ainga vaovao ho an’ny fizahantany eto Madagasikara

Fanamby ho an’ny Ministeran’ny Fizahantany sy ny Famatarana ny toetr’andro ny hahatrarana 1 tapitrisa ny isan’ny mpitsidika avy any ivelany

Lire l'article

EPP III HANGAR ANTOHOMADINIKA: Mpampianatra miisa 8 no karamain’ny FEFFI

    EPP III HANGAR ANTOHOMADINIKA: Mpampianatra miisa 8 no karamain’ny FEFFI

Fotodrafitrasa maro no nilàna fanarenana sy fanavaozana nanomboka tamin’ny 2016, taona izay nahavoatendry ho Talen-tsekolin’ny EPP III Hangar Antohomadinika an’i

Lire l'article

ESTIIM’: Mpianatra 150 mianadahy no notolorana mari-pahaizana tamin’ny andiany « Andraina »

    ESTIIM’: Mpianatra 150 mianadahy no notolorana mari-pahaizana tamin’ny andiany « Andraina »

Lanonana roa sosona no nankalazain’ny fianakaviamben’ny ESTIIM’ na Engineering School of Tourism, Informatics, Interpretership and Management teny amin’ny CCI Ivato

Lire l'article

FE-POTOAM-PIASAN’NY BEN’NY TANANA: Hitondra fampandrosoana ny fanitarana azy ho 5 taona

    FE-POTOAM-PIASAN’NY BEN’NY TANANA: Hitondra fampandrosoana ny fanitarana azy ho 5 taona

Taorian’ny nandanian’ny Solombavambahoaka tsy nasiam-panitsiana sy tsy nasiam-panovana ny alakamisy ny 14 desambra 2023 tety amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ny Tolo-dalàna

Lire l'article

ECPAT FRANCE ETO MADAGASIKARA : Mitohy ny ezaka fisorohana ny fanararaotana mamoafady

    ECPAT FRANCE ETO MADAGASIKARA : Mitohy ny ezaka fisorohana ny fanararaotana mamoafady

Mihoatra ny 88 tapitrisa ny sary mamoafady miparitaka amin’ny tambazotra-tserasera maneran-tany raha ny atontan’isa voaray, raha ny atontan’isa faramparany ho

Lire l'article
avril 2025
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
282930