Efa mihamahazo laka eto Madagasikara ny finoana Silamo. Maro no mihevitra azy ho fivavahan’ny fampihorohoroana. Ny atao hoe : “Islam” anefa dia midika hoe: “fivavahana feno fiadanana sy feno fandriam-pahalemana”.
Posts From Haja Nirina

Tafatsangana ny marainan’ny 8 Jiona teo ny fikambanan’ny olona manana fahasembanana ao amin’ny kaominina Ambavahaditokana, fokontany Loharanombato izay manana ny birao fiasany ao Ambohikely. Nambara ofisialy ary fa APHL, na

« ET MOI, JE SUIS AVEC VOUS TOUS LES JOURS JUSQU’A LA FIN DU MONDE ». Saint Matthieu, chapitre 28, verset 20 Jésus est le seul homme qui dit cela

Sakana iray tsy nahafahan’ny artista sy ny mpankafy niserasera ny covid-19 izay nirongatra teto Madagasikara tamin’iny taona 2020 iny. Taorian’ireny fotoana lavabe nihibohana ireny dia efa misokatra ho an’ny daholobe

Nisokatra nanomboka ny alatsinainy 30 Novambra 2020 ary hitohy hatramin’ny 29 Janoary 2021 amin’ny 5 ora hariva ny fandraisana ireo

Manomboka ny fanatanterahana ny tetikasa Miami, izay hanova endrika tanteraka ny morondranomasin’i Toamasina ka hanintona sy hampiroborobo ny fizahantany ary

Tontosa ny alakamisy 19 Novambra 2020, nandritra ny lanonam-panokafana ofisialy ny hetsika ara-barotra goava Salon International de l’Habitat eny amin’ny

«Matoa efa vahan’ny fitondram-panjakana izay mijoro tsikelikely efa hatramin’ny 3 ora tolakandro ny fotoam-piasana eto Andrenivohitra, efa azony antoka fa

Olona iray nahitana soritraretina no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus aty Ambatondrazaka, ny talata 26 Mey teo. Efa mandray