Marary, noana, mahantra ny vahoaka malagasy, manginy fotsiny ny tsy fahandriampahalemana sy ny kolikoly. Noho ny fahatsapana ireo olana mianjady eto Madagasikara dia nanambara ny Antoko politika GFFM na Gideona
Actualités Malgaches

Niampy iray indray ireo kandida vonona hiatrika ny fifidianana filoham-pirenena hatao amin’ny 9 novambra ho avy izao.Ny alatsinainy 14 Aogositra teo , nanambara i Lalaina Ratsirahonana, filohan’ny fikambanana « An’i Kristy »

Ireo tolokevitra naroson’ny KMF/CNOE-Fanabeazana olompirenena ho an’ny fanentanana sy ny fanarahamaso mandritra izao zotram-pifidianana izao dia nahazoany fanohanana ara-bola avy amin’ny UMass Boston-U.S sy Department of State, ny Développement et
L’Association Fleurs Eveillées,fondée et présidéepar Madame Viviane Rahariniainadepuis maintenant cinq (5) ans,œuvre pour le bienêtre des enfants, orphelins et abandonnés, et des jeunes en quête d’un meilleur avenir dans tout

Tongasoa eto amin’ny Akoor Digue ny Gémo! Efa miparitaka manerana ny magazay 440 any Frantsa, Azia ary eto Afrika ny

Afaka telo volana eo ho eo dia hiroso amin’ny fifidianana izay ho Filoham-pirenena ny vahoaka malagasy. Hatreto, mbola ankavitsiana no

Nomarihina tamin’ny fambolena honko miisa 80 000 tamin’ny velaran-tany 8 hektara tao amin’ny kaominina Maromandia, Distrikan’ i Analalava ny fanamarihana