Ao anatin’ny fanamarihana ny faha-20 taonan’ny Orange Madagascar, hetsika maro no hotanterahana amin’ity 2023 ity. Tafiditra amin’izany ny Tombola Tafabe Orange izay nandraisan’ny mpanjifa mihoatra ny 1.500.000 anjara nanomboka ny
Actualités Malgaches
« Betsaka loatra ny hirifirin’ny vahoaka, nefa tsy misy sehatra anehoany izany, soa fa teo izahay »,hoy i Jean Jacques Rabenirina, mpandrindra nasionalin’ny MIHAVA tour Nanatanteraka loabary an-dasy (symposium) teny
Raha tamin’ny taona 2020 no nanomboka ny hetsika antsoina hoe: « Suburbain Sport Music and Art Festival » na SSMAF izay karakarain’ny orinasa BTC Ambohimangakely isan-taona, miditra amin’ny andiany fahatelo
Mahatsikaiky, mampitaintaina, mahavariana, ireo no azo hamintinana ny « Iza? » izay novokarin’i Mig’L Prod nosoratan’i Raharilanto Herizo Mampiononona. Noho ny fahatsapan’ny mpamokatra fa tsy mitovy ny taloha, somary nihen-danja
Raha 10 tapitrisa tamin’ny volana Oktobra 2022 ny mpanjifa mampiasa ny laharana Telma manerana an’i Madagasikara, 9 volana aty aoriana
Tsy ho latsa-danja amin’ny Festival Somaroho isan-taona ny amin’ity taona ity. Vonona ny hanome fahafaham-po ho an’ny mpakafy ny tarika
Mariky ny kolontsaina malagasy no sady loharanon’ny aingam-panahy maharitra ho an’ny mpanakanto omaly sy anio ny lamba. Mifandran-dalana amin’izany ny
Mandalo sivana miisa 5 ny fahazoana ny mari-pankasitrahana iraisampirenena B Corp dia ny fitantanana, ny vondrom-piaraha-monina, ny fiaraha-monina, ny fiaraha-miasa
Ampinga iray entin’ny tanora miditra eo amin’ny sehatry ny asa mifandraika amin’ny fianarana noratovony ny kalitaom-pampianarana eo anivon’ny sekoly. Ho
Hiditra amin’ny andiany faharoa amin’ity taona ity ny hetsika iraisampirenena antsoina ho: « Waka waka fetsival Madagascar 2023 » izay