Beach soccer, rugby soccer, tsipy kanetibe, lalao baolina kitra, fivoizana lakana anaty ranomasina, golf, ireo no santionany amin’ny taranja ara-panatanjahantena hibahan-toerana mandritra ny Festival des baleines andiany fahaenina. Eny amin’ny
Actualités Malgaches
Hiditra amin’ny andiany fahaenina amin’ity taona ity ny « Festival des baleines » izay fahita any amin’ny Nosy Boraha, Sainte Marie isan-taona izay hotanterahana ny 15 ka hatramin’ny 23 Jolay
Notanterahana teny amin’ny Campus Telma Andraharo ny alatsinainy 3 Jolay lasa teo ny fanolorana kadoa ho an’ireo voasarika tamin’ny Lalao’tsika nokarakarain’ny Telma Madagascar. «Nanomboka ny 4 Mey ka hatramin’ny 14
Nitohy tamin’ny fitoriana ny Filazantsara lehibe ivelan’ny efitrano teny amin’ny Coliseum Antsonjombe ny fankalazana ny faha-60 taonan’ny fiangonana Jesosy Mamonjy ny tontolo andron’ny sabotsy 1 Jolay lasa teo. Nialohavan’ny Sampana
Taona 1963 ka hatramin’ny 2023, feno 60 taona katroka ny nijoroan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy. Entina hanamarihana io fotoan-dehibe manan-tantara ho
Isan’ny sehatra iray hahafantaran’izao tontolo izao bebe kokoa ny Nosy Madagasikara ny fanehoana an-tsary ny zava-misy eto an-toerana. Hoentina hampiroboroboana
Amin’ireo mpikirakira ny tolotra MVola manodidina ny 10 tapitrisa manerana ny Nosy, efa azon’izy ireo atao ny mandray vola avy