Nitohy tamin’ny fitoriana ny Filazantsara lehibe ivelan’ny efitrano teny amin’ny Coliseum Antsonjombe ny fankalazana ny faha-60 taonan’ny fiangonana Jesosy Mamonjy ny tontolo andron’ny sabotsy 1 Jolay lasa teo. Nialohavan’ny Sampana
Actualités Malgaches

Taona 1963 ka hatramin’ny 2023, feno 60 taona katroka ny nijoroan’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy. Entina hanamarihana io fotoan-dehibe manan-tantara ho an’ny mpino eo anivon’ny Fiangonana Jesosy Mamonjy io, ho feno

Isan’ny sehatra iray hahafantaran’izao tontolo izao bebe kokoa ny Nosy Madagasikara ny fanehoana an-tsary ny zava-misy eto an-toerana. Hoentina hampiroboroboana

Amin’ireo mpikirakira ny tolotra MVola manodidina ny 10 tapitrisa manerana ny Nosy, efa azon’izy ireo atao ny mandray vola avy

Raha teny amin’ny Alliance Française Andavamamba hatrany no nahazatra nampiantrano ny hetsika «Fête de la musique» isan-taona, hiova rivotra eny

Isan’ny mahasarika ny mpanjifa finday ny tanjaky ny bateria sy ny fananany tambazotra 4G. Ho an’ny Itel, namokatra finday avo