Hiavaka sy goavana no atolotry ny mpanakanto iraisampirenena Gandhi Djuna fantatra amin’ny anarana maha artista azy « Maître Gims » izay karakarain’ny Price Event iarahana amin’ny Good Vibe ary ny
Actualités Malgaches

Miankina amin’ny tontolon’ny nomerika sy informatika ny ankabeazan’ny asa sy ny fianarana amin’izao vanim-potoana izao, tsy afa-misaraka amin’ny andavanandron’ny olona araka izany ireo. Izany indrindra no antom-pisian’ny 42 Antananarivo etsy

Raha nihato tao anatin’ny 3 taona ny hetsika goavana « Festival des baleines », hiverina indray izany amin’ity taona ity raha ny nambara nandritra ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety

Tsy mila milahatra na mivezivezy mankany amin’ny banky mivantana intsony ny mpanjifa mpampiasa MVola manana kaonty any amin’ny banky raha hanatanteraka famindrana vola amin’ny kaonty. Azo atao avy hatrany ny

Ny tanjona amin’ ny hetsika iraisam-pirenena ho an’ny Faritra hitety ny tapany atsimon’ny Nosy ny fanomezan-danja ny fampandrosoana ifotony sy

Manana ny lazany sy ny tanjany eo amin’ny fivoizana ny gadon-kira mafana i Dadi Love, mpanakanto malagasy anisan’ny be mpakafy

Efa manodidina ny 10 tapitrisa ankehitriny ny mpanjifa MVola manerana an’i Madagasikara, tsy mitsahatra mikaroka zava-baovao ny orinasa hanomezana fahafaham-po

Diabe mirindra manodidina ny tanàna an’Ambatondrazaka hiarahana amin’ireo mpiangaly vakodrazana sy fikambanana maro samy hafa ao amin’ny Faritra Alaotra Mangoro

Mba hamaliana ny hetahetan’ny mpanjifan’ny Telma, nosokafana ny Telma shop etsy amin’ny Dyve Garden Anosivavaka Ambohimanarina. Telma shop faha-31 eto