Araka ny didim-panjakana laharana 32731/2022/MEN navoakan’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny 5 desambra 2022, izay mifehy ny tetiandro hanatanterahana sy fisokafana ary fikatonan’ny fisoratana anarana ho amin’ny fanadinam-panjakana CEPE sy BEPC ny
Actualités Malgaches
Hatramin’ny nanombohan’ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy tamin’ny 01 Oktobra lasa teo, 5.071.688 amin’ny 13.593.006 izay manome salan’isa 37,31 isan-jato no mpifidy voasoratra anarana hatreto araka ny antontan’isa nampahafantarina
« Esprit revue noire une collection fondatrice » io no lohahevitra mandritra ny fampirantiana izay tanterahana etsy amin’ny Hakanto Cotemporary, Alhambra Ankadimbahoaka. Nanomboka tamin’ny fomba ofisialy ny tolakandron’ny sabotsy 26
Ho afa-pahasahiranana ireo mpanjifan’ny Orange Money mpikirakira fiantsenana « en ligne » noho ny fisian’ny Visa Akory izay mifandray amin’ny laharana finday
Tantsoroka ! Io no fitim-baovao ny ho fiaraha-miasan’ny CENI sy ny haino vaky jery tsy ankanavaka ho amin’ity zotram-pifidianana diavina
Enim-bolana izay no nahavoatana am-ponja ny raim-pianakaviana iray izay monina eny Alasora, voarohirohy tamin’ny fanamboarana vola sandoka. Manoloana izany, nitondra