Tsy zoviana amin’ny tanora malagasy intsony ny mpanakanto vahiny anankiroa, Dadju sy Tayc. Efa samy niaka-tsehatra teto Madagasikara avokoa izy roalahy ireo ary anisan’ny ankafizin’ny olona maro. Efa maro ny
Actualités Malgaches
Raha tamin’ny herintaona ny fanamarihana ny fahafolo taona nisian’ny » Salon Voatra » izay karakarain’ny Antenimieran’ny varotra dy info Antananarivo (CCIA), izay niompana tamin’ny jery todika nandritra ny 10 taona.
Manoloana ny vaovao nihely momba ny fivahinianan’ny Mpampakatenin’ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI), Soava Andriamarotafika tao amn’ny Radio France Internationale na RFI, nitondra fanazavana mikasika izany ny tenany androany.
» Analamanga tsy maintsy mandroso « , no lohahevitra mandritra ny fanamarihana ny hetsika lehibe antsoina hoe: « Foire & festival Région Analamanga« . Andiany faharoa no hotanterahana amin’ity taona ity ka ny
Position, Solide, Trop parler, Bolingo, ireo no isan’ny hira nahafantarana an’i Franglish. Mpanakanto vahiny mivoy ny hira amin’ny fiteny frantsay
Ho fanomezana fahafaham-po hatrany ny mpanjifany, ny Startimes miaraka amin’ny Gasystar dia manolotra zava-baovao goavana indrindra ho an’ireo mpitia fanatanjahantena.
Ao anatin’ny fanomanana ny fifidianana Kaominaly 2024, nitafa tamin’ireo mpanao gazety ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena Misahana ny Fifidianana (CENI) androany alarobia
Isan’ny vinan’ny orinasa Telma Madagascar ny manampy sy manosika ny tanora malagasy indrindra eo amin’ny tontolon’ny nomerika. Manoloana izany, nanohana
« Roboky hatia, ediky fahalainy », no lohahevitra nosafidiana mabdritra ny hetsika ara-kolontsaina goavana antsoina hoe: « Festival Sobahya ». Araka ny nampahafantarina tamin’ny
Isan’ny sakana ho an’ny tanora matetika ny fitadiavana asa aorian’ny fianarana noratovony sy mifanaraka amin’ny talentany. Manoloana izany indrindra no