Madatopinfo

 Flash Info

Actualités Malgaches

TAOLAGNARO: Nohavaozina ny ivon-toerana American Corner

    TAOLAGNARO:  Nohavaozina ny ivon-toerana American Corner

Notokanan’ny Ambasadaoro Amerikana Claire Pierangelo, ny Governoran’ny Faritra Anosy Jocelyn Raharimbola sy ny Lefitra Voalohan’ny Ben’ny tanànan’i Taolagnaro Livera Bevazaha, ary ny Tompon’andraikitra misahana sosialy ao amin’ny QMM Martino, Solomampionona

Lire l'article

HUMANITE & INCLUSION: Nisitraka ny tetikasa Anjaratsara ny faritra Boeny sy Analanjirofo

    HUMANITE & INCLUSION: Nisitraka ny tetikasa Anjaratsara ny faritra Boeny sy Analanjirofo

« Aretin’ny atidoha ny androbe ary azo tsaboina any amin’ny dokotera ». Tontosa teny amin’ny Motel Anosy ny alakamisy 28 jolay tamin’ny alalan’ny atrikasa ny famaranana ny tetikasa niarahana tamin’ny Humanité&Inclusion (HI)

Lire l'article

MPANAO LALANA: Mpiasa amina orinasa 150 mbola tsy naharay ny volany

    MPANAO LALANA: Mpiasa amina orinasa 150 mbola tsy naharay ny volany

Niverina nanatanteraka hetsika teo anoloan’ny Ministeran’ny Asa vaventy tetsy Anosy ny talata 27 jolay indray ireo mpandraharaha sy mpiasan’ny orinasa mpanao lalana izay mbola tsy nahavoaray ny valin-kasasarany. Nitaky ny

Lire l'article

FIKAMBANANA FITEAM: « Mampihemotra ny fampandrosoana ny korontana »

    FIKAMBANANA FITEAM: « Mampihemotra ny fampandrosoana ny korontana »

Manoloana ny raharaha mikasikan’ireo mpifindra monina any Port-Bergé sy Androy izay mampisy disadisa ara-piaraha-monina, nanatanteraka fihaonana teny anivon’ny Foiben’ny Komitin’ny Fampihavanana Malagasy (CFM) Ampefiloha ny delegasiona avy amin’ny Fikambanan’ny Teraka

Lire l'article

VONDRON’OLONA MIARO NY FITONDRANA : « Tsy ekena intsony ny fambolena korontana eto amin’ny firenena »

  VONDRON’OLONA MIARO NY FITONDRANA : « Tsy ekena intsony ny fambolena korontana eto amin’ny firenena »

Manoloana ny rivotra mitsoka eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao, nanatanteraka fanambarana tamin’ny alalan’ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety teny

Lire l'article

FILANKEVI-PITANTANANA OMDA SY NY MSK: Vaky ny ady eo amin’ny roa tonta

  FILANKEVI-PITANTANANA OMDA SY NY MSK: Vaky ny ady eo amin’ny roa tonta

Nanatanteraka fanambarana teny Faravohitra ny alarobia 13 jolay ireo mpikambana ao anatin’ny Filankevim-pitantanan’ny OMDA (Office Malagasy du Droit d’Auteur) niaraka

Lire l'article

FEDERASIONA MIARO NY ZON’NY MPANJIFA : « Tsy azo ekena intsony ny fiakaran’ny vidim-piainana indray »

  FEDERASIONA MIARO NY ZON’NY MPANJIFA : « Tsy azo ekena intsony ny fiakaran’ny vidim-piainana indray »

Manoloana ny fidangan’ny vidim-piainana eto Madagasikara amin’izao fotoana izao, nanao fanambarana teny Ambodivona ny eo anivon’ny Federasiona miaro ny zon’ny

Lire l'article

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY MPONINA : Nomarihana tamin’ny alalan’ny loabary an-dasy ny teto Analamanga

  ANDRO MANERAN-TANY HO AN’NY MPONINA : Nomarihana tamin’ny alalan’ny loabary an-dasy ny teto Analamanga

« Ny firaisan-kina sy ny fampiatiana ara-tsosialin’ny mponina Malagasy », io no lohahevitra ho an’i Madagasikara nandritra ny fanamarihana ny Andro maneran-tany

Lire l'article

UCTS: Tsy hampiakatra ny saran-dalana aloha hatreto

  UCTS: Tsy hampiakatra ny saran-dalana aloha hatreto

Manoloana ny resabe izay mihely an-tambazotra samy hafa sy eny anivon’ny toerana rehetra ireny mikasika ny fisondrotan’ny saran-dalana izay mampisavorovoro

Lire l'article

ADY AMIN’NY FIOVAN’NY TOETR’ANDRO : Namoaka atontan-kevitra ireo mpisehatra ara-tontolo iainana

  ADY AMIN’NY FIOVAN’NY TOETR’ANDRO : Namoaka atontan-kevitra ireo mpisehatra ara-tontolo iainana

Hitan’ny mpikaroka fa misy ny fiovan’ny toetr’andro manerana izao tontolo izao amin’ny ankapobeny, miseho amin’ny endrika maro izany toy ny

Lire l'article
novembre 2024
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
252627282930