70 isan-jaton’ireo tsy an’asa eto Madagasikara dia tanora manana diplaoma sy mari-pahaizana avokoa, isan’ny vahaolana iray ahafahan’izy ireo manana ny asany manokana sy ara-dalàna ary maharitra ny Orange summer challenge.
Actualités Malgaches
Ho fanatanterahana ny Velirano fahaefatra nataon’ny Filohm-pirenena mikasika ny fanatsarana hatrany kalitaon’ny fanabeazana, niroso tamin’ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa ny Ministry ny Fanabeazam-pirenena, Marie Michelle Sahondrarimalala, sy ny Masoivohony miasa eto Madagasikara, Christophe
Tamin’ny Novambra 2019 no nisy ny fifidianana farany tamin’ilay fifaninana antsoina hoe : « Miss & Mister Malagasy diaspora en France », ka nahavoafidy an’i Miss 2020 Nosy Razafintsalama sy
Manana anjara toerana lehibe amin’ny fanpandrosoana ny firenena iray ny sehatry ny fizahantany. Saika nisedra olana avokoa anefa maneran-tany noho ny krizy ara-pahasalamana ka nisy fiantraikany goavana teo amin’io sehatra
Kitro ifaharan’ny toekarena ny indostria noho izy miteraka asa ho an’ny malagasy indrindra mampihena ny fiankinan-doha avy any ivelany satria
Amin’ny ankapobeny, ny sehatry ny findramam-bola sy ny lalam-bola dia isan’ny sakana amin’ny fandraharahana ary manginy fotsiny ny fiatrehana ny
Tsy mbola nisy vahaolana mahafa-po momba ny fitakiana ny famoahana ny lalàna mikasika ny fizakan-tenan’ireo oniversite, toeram-pampianarana ambony sy ireo
Mifameno ny haino aman-jery nentindrazana sy ny an-tranokalam-pifandraisana amin’ny fanapariahana vaovao izay samy mitaky fahalalahana haneho hevitra hatrany. Ny asa