Miteraka resabe, tsaho sy ahiahy ho an’ny mponina ny mety ho voka-dratsy ateraky ny fitaterana an’habakabaka mandeha amin’ny tariby na « téléphérique ». Manoloana izany, nampahafantarin’ny Foibem-pirenena ho an’ny tontolo iainana (ONE)
Actualités Malgaches
Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny tolakandron’ny 2 Desambra teny amin’ny Orange Digital Center Ankorondrano ireo telo voalohany nandresy tamin’ny fifaninanana antsoana hoe: “POESAM” na Prix Orange de l’Entrepreuneur Social en
Efa nanomboka tamin’ny volana aprily 2018 no naira-niasa ny Orange Money Madagascar sy ny Première Agence de Microfinance Madagascar (PAMF) amin’ny alalan’ny tolotra m-kajy. Io serivisy io dia ahafahana mitahiry
« Tanàna iray, ala iray mba ahafahan’ireo tompon-tanàna misitraka sy mikolokolo ny ala», io no fanamby apetraky ny Minisitra Lefitra misahana ny Fandrakofan’ala an’i Madagasikara, Hortencia Haingosoa Antoinesie nandritra ny
Niverina nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny sabotsy 27 Novambra lasa teo ny tranombarotra Cosmos eny Tanjombato. Hita taratra ny fiovana
Hiavaka ny andiany voalohany! Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy 25 Novambra ny hetsika lehibe amin’ny « Foire Economique et Commerciale
Nandamoaka! Io no azo hamehezana ny fihaonana teo amin’ny Ministeran’ny fitaterana sy ireo mpitatitra izay notanterahana ny talata 23 Novambra.
Isan’ny tanjon’ny fitondram-panjakana ankehitriny ny fanomezana fanabeazana tsara kalitao ho an’ny ankizy malagasy manerana an’i Madagasikara, ao anatin’izany ny fampiroboroboana