« Ny fanatanjahantena ho fampiroboroboana ny fiaraha-monina milamina sy mandray andraikitra« , io no lohahevitra nandritra ny fankalazana ny andro iraisampirenena ho an’ny fanatanjahantena izay notanterahana teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny
Actualités Malgaches
Ho fampiroboroboana ny tontolo nomerika indrindra eny anivon’ny sekoly ambaratonga fototra, miara-miasa ny orinasa Telma Madagascar sy ny Maison du numérique ary ny Coder Dojo amin’ny alalan’ny fandaharanasa antsoina hoe:
Raha ny « ticket place » no nahafantaran’ny olona ny orinasa Manoova hatramin’izay, dia efa misy ankehitriny ny « application » vaovao novokariny izay antsoina hoe: « Moozik ». Nampahafantarina ofisialy teny amin’ny Campus Telma Andraharo
Notanterahina teny Anosy ny alatsinainy 1 Jolay ny fandaharanasa antsoina hoe: « Landscape Fund Makira – Masoala » na LLF izay hanamafisana
Amin’ny maha fetin’ny Foloalindahy malagasy sy fanamarinana ny niverenan’ny fahaleovantena izay hankalazain’ny vahoaka malagasy isaky ny 26 Jona, olo-manan-kaja maro
Araka ny Didim-panjakana navoakan’ny Ministeran’ny Asa, ny Fampananan’Asa ary ny Asam-panjakana ny 11 Jona 2024, izay manambara fa andro tsy
Isan’ny kitro ifaharan’ny toekarena eto Madagasikara fanomezana sehatra ho an’ireo mpandraharaha. Taorian’ny fandalovan’ny valanaretina covid-19 nandritra ny 3 taona mahery,
Hotanterahana mandritra ny telo andro ao Mandritsara, Faritra Sofia ny hetsika ara-kolontsaina sy ara-toekarena antsoina hoe : « Festival sabôtsibe » andiany faharoa.
Manana tantara sy manan-karena kolontsaina ny Mikea, amin’iny faritra atsimo andrefan’ny Nosy no tena fonenan’izy ireo. Manana ny lazany eo