Madatopinfo

 Flash Info

Actualités Malgaches

FANARENANA NY TOEKARENA: Hanamafy ny fihaonana amin’ny fitondram-panjakana ny GEM

    FANARENANA NY TOEKARENA: Hanamafy ny fihaonana amin’ny fitondram-panjakana ny GEM

Nandritra izay volana maro nisian’ny valanaretina Covid-19 teto Madagasikara izay, betsaka ny orinasa no nisedra fahasahiranana sy tsy tafarina indrindra amin’ny sehatry ny fizahan-tany. Izany anefa dia sakana tsy nahafahana

Lire l'article

FASIKA ANKADIMBAHOAKA: Nandamoaka ny fikasana saika handroba mpanao gazety vehivavy am-perinasa iray

Mampikaikaika ny tsy fandriampahalemana! Finday avo lenta mirakitra ny tahirim-peo sy sary ary horonantsary nandritra ny fanadihadiana lalina (investigation) ny taona 2020 sy 2021, vola aman’hetsiny, karatra matihanina maha-mpanao gazety,

Lire l'article

FOIBE FAMPIVOARANA NY TOVOVAVY: «Ampy fahaizana fa kely vola ireo mpiofana»

    FOIBE FAMPIVOARANA NY TOVOVAVY: «Ampy fahaizana fa kely vola ireo mpiofana»

Raitra ! Io no fahitan’ireo mpitsidika ny varotra fampirantiana ireo tao-zavatra vitan’ireo mpiofana tovovavy amin’ny ivon-toerana tsy miankina. Saingy nilaza ireo tomponandraikitra fa tsy afaka miasa tena ireo nahavita fianarana

Lire l'article

TETIKASA FY VARY: Hampiroborobo ny teknika fambolem-bary eto Madagasikara

    TETIKASA FY VARY: Hampiroborobo ny teknika fambolem-bary eto Madagasikara

Isan’ny olana sedrain’ny tantsaha matetika ny tsy fahampian’ny fahefa-mividy ireo karazan-jezika ampiasaina amin’ny fambolem-bary ka mahatonga tsy fahampian’ny vokatra. Vahaolana entin’ny fanjakana Malagasy amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana

Lire l'article

FAMPIRANTIANA SANGANASA: Haseho amin’ny alalan’ny zava-kanto ny fahaleovantena

  FAMPIRANTIANA SANGANASA: Haseho amin’ny alalan’ny zava-kanto ny fahaleovantena

Hosokafana amin’ny fomba ofisialy eny amin’ny Hakanto Contemporary, Alhambra Gallery Ankadimbahoaka ny sabotsy 9 oktobra amin’ny 3 ora tolakandro ny

Lire l'article

AKORA GASIK’ARA: Hanome sehatra ny mpanao asa tanana vita amin’ny hoditra

  AKORA GASIK’ARA: Hanome sehatra ny mpanao asa tanana vita amin’ny hoditra

Hofampiroboroana ny asa tanana malagasy eto Madagasikara, hisy ny hetsika varotra fampirantiana nampitondraina ny anarana hoe: « Akora gasik’ara » izay karakarain’ny

Lire l'article

JOEL ANDRIANOMEARISOA: Hotokanana amin’ny sabotsy ho avy izao eny Analakely ny asa tanany goavana

  JOEL ANDRIANOMEARISOA: Hotokanana amin’ny sabotsy ho avy izao eny Analakely ny asa tanany goavana

Miezaka hatrany ny hanome lanja sy handratana ny kanto sy ny kolontsaina eto Madagasikara ireo mpanakanto malagasy amin’ny alalan’ny fampiratiana

Lire l'article

BORIBORINTANY I SY IV: Tokantrano 900 no hisitraka ny tetikasa toeram-ponenana mendrika eto an-drenivohitra

  BORIBORINTANY I SY IV: Tokantrano 900 no hisitraka ny tetikasa toeram-ponenana mendrika eto an-drenivohitra

Notanterahina ny alakamisy 23 septambra teny Anosy ny fanombohana ofisialy ny tetikasa « toeram-ponenana mendrika ho an’ny rehetra » izay hotanterahin’ny fikambanana

Lire l'article

FITATERANA « TELEPHERIQUE »: Hovitaina mialohan’ny handraisana ny lalao JIOI amin’ny taona 2023 ny tetikasa

  FITATERANA « TELEPHERIQUE »: Hovitaina mialohan’ny handraisana ny lalao JIOI amin’ny taona 2023 ny tetikasa

Taorian’ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny fitondram-panjakana Malagasy sy ny Tahirim-bolam-panjakana Frantsay izay notanterahana tany Paris ny 20 septambra lasa teo

Lire l'article

CUA – FONDS YAVARHOUSSEN: Hiara-hiasa hanandratra ny kanto sy ny kolontsaina eto Madagasikara ny roa tonta

  CUA – FONDS YAVARHOUSSEN: Hiara-hiasa hanandratra ny kanto sy ny kolontsaina eto Madagasikara ny roa tonta

Nomarihana tamin’ny alalan’ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Ben’ny Tanàna an’Antananarivo Renivohitra, Naina Andriantsitohaina sy ny Filohan’ny Fonds de Dotation HY

Lire l'article
novembre 2024
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
252627282930