« Tsy lavina fa maro ny firenena miantso ahy ho mpanazatra ». Io no fanambaran’i Nicolas Dupuis, teto Morondava izao zoma 10 septambra alina izao, nandritra ny tafa manokana nifanaovany tamin »ireo Mpanao
Actualités Malgaches
Un de nos confrères journalistes a été la cible d’invectives de la part du Directeur des Ressources Humaines de la société Actual textiles dont les dirigeants ne sont autres que
Nampahafantarina omaly tao amin’ny efitrano natokana hihaonana an’ny mpanao gazety tao Mahamasina, ny mikasika ny fitokanana ny Kianja Barea izay nambara tamin’ny fomba ofisialy fa hotanterahana ny alakamisy 2 septambra
Ara- tantara dia anisan’ny toerana niandohan’ny fiangonana Anglikana teto Madagasikara ankoatra ny tany Mahavelona na Full Pointe i Ramainandro. Toerana iray manana ny tantarany sy ny lazany tokoa mantsy ny
Notanterahana ny alatsinainy 23 Aogositra lasa teo ny famindram-pitantanana arak’asa teo amin’ny Kaomandy teo aloha eo anivon’ny zandarmaria, Jeneraly Njatoarisoa
Notanterahana ny alakamisy 19 Aogositra teny Anosy ny fanaovan-tsonia ny fitanana an-tsoratra ny fifamindram-pahefana teo amin’ny ministry ny Fanajariana ny
Notanterahana ny talata 17 Aogositra teny Faravohitra ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Mpitahiry ny fitombokasem-panjakana sy Ministry ny Fitsarana teo aloha,
Tamim-piralahiana no nanatanterahan’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandamaria (SEG) teo aloha, Jeneraly Ravalomanana Richard sy ny SEG vao voatendry ny alahady