Notanterahana teny amin’ny Andraharo ny tolakandron’ny alakamisy 2 Mai ny fampahafantaran’ny Federasiona Malagasy misahana ny Baolina kitra na ny FMF ny hetsika ara-panatanjahantena antsoina hoe : « Festival mazavaloha beach
Actualités Malgaches
Ho fampiroboroboana ny sehatry ny toekarena eto Madagasikara, hanampy ny tontolon’ny fandraharaharana ny Mizunami Africa Fondation sy ny Nexta amin’ny alalan’ny fifaninanana izay antsoina hoe : « Concours d’innovation Mizunami
Mivoatra hatrany ny tranga ara-pifidianana sy ny tontolo manodidina izany eto amin’ny firenentsika ankehitriny. Manoloana izany indrindra dia manamafy sy manatsara hatrany ny fahaiza-manao an’ireo Mpanaramaso ny fifidianana eo anivon’ny
Amin’izao fotoana izao, mananika ny 13 tapitrisa ireo mpanjifa 034 sy 038 ao anatin’ny fianakaviamben’ny MVola izay ahafahan’ny mpanjifa mandefa sy mitahiry ary mindra-mbola, eo ihany koa ny fividianana fahana
Tanjon’ny orinasa Malagasy M.A.MA (Mutuelle d’Assurance MAlagasy) ny hametrahana fitokisana eo amin’ny samy mpikambana tsirairay ao anatin’ny Fikambanam-piantohana ho amin’ny
Tsy afa-misaraka amin’ny andavanandron’ny olona amin’izao fotoana izao ny fitaterana na eo amin’ny fianarana izany na ihany koa eo amin’ny
Mitàna anjara toerana goavana amin’ny fampandrosoana ny toekarena eto Madagasikara ny sehatry ny fitaterana amin’ny alalan’ny fivezivezena na anatiny na