Madatopinfo

 Flash Info

Actualités Malgaches

« ORANGE SOLIDARITÉ DE NOËL » : Hopitaly 3 no nisitraka fanomezana maro

    « ORANGE SOLIDARITÉ DE NOËL » : Hopitaly 3 no nisitraka fanomezana maro

Amin’izao ankatoky ny fety izao dia nitsidika hopitaly telo teto Antananarivo ny fikambanana Orange Solidarité Madagascar ny alarobia lasa teo tamin’ny alalan’ny hetsika antsoina hoe: « Orange Solidarité de Noël » izay

Lire l'article

FARITRA ANTSINANANA: Mahatratra 18% ireo mararin’ny drepanositozy

    FARITRA ANTSINANANA: Mahatratra 18% ireo mararin’ny drepanositozy

Aretin’ny selamena na rà izay mitarika tsy fahatomombanana toy ny tsy fahampian-drà, fahatsetseman’ny lalandrà madinika amin’ny taova rehetra ka miteraka fanaintanana sy fahasimban’ny taova maromaro ny aretina tsy mifindra faingosela

Lire l'article

OSCEAH MADAGASCAR: Nifamotoana teny Antanimena ireo mpisehatra momba ny RFF

    OSCEAH MADAGASCAR: Nifamotoana teny Antanimena ireo mpisehatra momba ny RFF

Notanterahana ny tapak’andron’ny talata 15 desambra teny Antanimena ny fihaonana teo amin’ny OSCEAH Madagascar (Organisation de la Société Civile Eau-Assainissement-Hygiène) niaraka tamin’ireo mpiara-miombon’antoka eo amin’ny sehatry ny rano fanadiovana sy

Lire l'article

VOLY FIRST IMMO: Mpianatra 6 500 no hahazo tombontsoa amin’ity taona ity

    VOLY FIRST IMMO: Mpianatra 6 500 no hahazo tombontsoa amin’ity taona ity

Natomboka tamin’ny volana Agositra 2020 ny fandaharan’asa Voly First Immo an’ny Fondation Axian. Haharitra 5 taona ny faharetany ary raha ny amin’ity taona 2020 ity, manodidina ny 6 500 ireo

Lire l'article

FI.TA.FI MADAGASIKARA: Nizara fanomezana maro ho an’ny Centre FIFASAF Antanimenakely

  FI.TA.FI MADAGASIKARA: Nizara fanomezana maro ho an’ny Centre FIFASAF Antanimenakely

Andro maromaro sisa no isaina dia higadona ny 25 desambra hankalazana ny fetin’ny Noely, andro hifampizarana sy hifananomezan-tanana. Izany indrindra

Lire l'article

TAOM-PIANARANA 2020-2021: Sekoly nomerika 20 no apetraka manerana ny Nosy

  TAOM-PIANARANA 2020-2021: Sekoly nomerika 20 no apetraka manerana ny Nosy

Tsy vita raha tsy hifanakonana. Ho fampiroboroana ny fanabeazana nomerika eto Madagasikara, misy ny fiaraha-miasa matotra sy maharitra amin’ny alalan’ny

Lire l'article

MIAHY JOVENA: Nohavaozina ny departemanta Gastro-entérologie ao amin’ny HJRB

  MIAHY JOVENA: Nohavaozina ny departemanta Gastro-entérologie ao amin’ny HJRB

Marary maherin’ny 120 isam-bolana no miditra ao amin’ny departemanta Gastro-entérologie eo anivon’ny Hopital Joseph Raseta Befelatanana izay tarihin’i Profesora Rado

Lire l'article

ZAIMAIKA ANALAKELY : Nitarina sady nampakarina rihana iray

  ZAIMAIKA ANALAKELY : Nitarina sady nampakarina rihana iray

Anisan’ny fanambin’ny Ben’ny Tanana ankehitriny, Naina Andriantsitohaina ny fanarenana sy ny fanatsarana ny Zaimaika. Nanomboka tamin’ny herinandro lasa teo ny

Lire l'article

KAOMININA ANDRAMASINA: Mandray anjara mavitrika amin’ny fambolen-kazo ny Vondrona Axian

  KAOMININA ANDRAMASINA: Mandray anjara mavitrika amin’ny fambolen-kazo ny Vondrona Axian

Loza mitatao, misy fiatraikany ratsy mivantana amin’ny andavanandron’ny malagasy ny fahasimban’ny tontolo iainana ateraky ny loto, ny setroka, ary indrindra

Lire l'article

BOKY DIARY NOFY: Haparitaka tsy ho ela manerana ny Nosy ny endriny « audio »

  BOKY DIARY NOFY: Haparitaka tsy ho ela manerana ny Nosy ny endriny « audio »

Manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fanabeazana ny vaky boky satria mampitombo ny fahalalana sy mamparanin-tsaina ny ankizy indrindra ho

Lire l'article
novembre 2024
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
252627282930