Tontosa ny talata 10 Novambra teny amin’ny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Fondation Axian sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra mikasika ny vinan’asa antsoina hoe: « M’hetsika MVola ». Miompana
Actualités Malgaches
Isan’ireo politikan’ny fanjakana ny haharakotra ala an’i Madagasikara, ho fahatrarana izany vina izany dia misy ny fiaraha-miasa eo amin’ny ministeran’ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy, sy ny Telma ary
Olana goavana nolalovan’ny DHL International Madagascar ny tsy fahampian’ny fiaramanidina nandritra izay fihibohana amam-bolana maro izay. Na dia izany aza anefa nitohy hatrany ny ezaka sy ny fivoarana eo anivon’ny
Taorian’izay krizy ara-pahasalamana natrehan’i Madagasikara amam-bolana maro izay, isan’ireo nisedra fahasahiranana goavana ny mpandraharaha madinika. Izany indrindra no nahatonga ny
Fahaverezan’asa sy fihariana, olana ara-panabeazana, tsy fisitrahana vatsy tsinjo sy tosika fameno, ireo no santionan’ireo fiatraikan’ny hamehana ara-pahasalamana amam-bolana maro
Isan’ny tanjon’ny fitondram-panjakana ankehitriny ny fanomezana fanabeazana tsara kalitao ho an’ny zaza malagasy manerana an’i Madagasikara, ao anatin’izany ny fampiroboroboana
Fikambanana iray izay mampivondrona ireo fikambanam-behivavy avy amin’ny fiaviana rehetra mihetsika eto Madagasikara ny CNFM (Conseil National des Femmes de