« Isika rehetra miara-mandroso », io no teny filamatry ny AJMA na Association des Jeunes Maires Analamanga. Fikambanana izay ivondronan’ireo Ben’ny Tanàna sy Mpanolontsaina Kaominaly miisa 100 mahery amin’ireo 140 eto amin’ny
Actualités Malgaches
Tolotra vaovaoben’ny Mvola miaraka amin’ny banky BNI Madagascar ny Carte VISA Mvola. Carte internationale, tsy misy engagement, tsy mila manana kaonty any amin’ny banky, tsy misy vola aloa isam-bolana izany.
Ilaina ny fandrindrana ny fiterahana hisorohana ny vohoka aloha loatra ho an’ny tanora sy hampihena ny taham-pahafatesan’ny reny sy ny zaza. Raha ny loharanom-baovao avy amin’ny UNFPA, ny 52,8 isan-jaton’ny
Manaiky an’i Mvola izao tontolo izao. Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny zoma 2 Oktobra lasa teo ilay zava-baovao entin’ny Mvola,
Aman-taonany maro izay no tsy nisian’ny hetsika goavana tany amin’iny tananan’Ambila Lemaitso iny. Amin’ity volana Oktobra ity dia hamelona ny