Toerana nosafidian’ny Lions Club Antananarivo Salanitra hanatanterahana ny RSM na » Réunion Statutaire Mixte » voalohany ny tao Ambohimiadana, Kaominina Carion, amin’iny lalam-pirenena faha-2 iny. Nandray anjara tamin’izany ny mpikambana rehetra
Actualités Malgaches


Nandritra ny roa herinandro no niatrehan’ny mpifaninana anankiroa, Andao Company sy Crédit Carat ny dingana famaranana momba ilay fifaninanana tetikasa miompana amin’ny fiarovana ny tontolo iainana izay nokarakarain’ny Kopakelatra ao

Ny alakamisy 10 Septambra ho avy izao no hiatrika ny dingana famaranana manoloana ny mpitsara ireo mpifaninana 10 amin’ny Prix Orange de l’Entrepreneur Social en Afrique et au Moyen-Orient na

Niara-nitsidika ny SEMA Eau Vive Andranovelona ny Tale Jeneralin’ny orinasa Star Marc Ponzmetier, sy ny delegasiona eo anivon’ny JIRAMA (Jiro sy Rano Malagasy) izay notrarihin’ny Tale Jeneraliny Vonjy Andriamanga ny

Lalana ifamezivezen’ny olona maro ny eny amin’iny By-pass iny. Isan’ny mampitaraina ny olona mandalo eny an-toerana matetika ny tsy fisian’ny

Tetikasa sosialy miisa 48 no nandray anjara tamin’ny fifaninana mamorona tetikasa izay nokarakarain’ny « Kopakelatra ». Ankehitriny, roa amin’izy ireo izy ireo