Madatopinfo

 Flash Info

Actualités Malgaches

MPIASAN’NY CUA: Nahazo fitaovam-pitiliana mitentina 43.000.000 ariary avy amin’ny Star

    MPIASAN’NY CUA: Nahazo fitaovam-pitiliana mitentina 43.000.000 ariary avy amin’ny Star

Ao anatin’ny ady goavana amin’ny fihanaky ny valan’aretina Covid-19 isika eto Madagasikara ankehitriny. Tsikaritra nandritra ny herinandro maromaro nisesy izay mantsy fa ny Faritra Analamanga no lasa ivon’ity areti-mandoza ity

Lire l'article

ADY AMIN’NY COVID-19: Nahazo fitaovana fiarovana maro ny mpiasan’ny fahasalamana

    ADY AMIN’NY COVID-19: Nahazo fitaovana fiarovana maro ny mpiasan’ny fahasalamana

Manoloana ny adidy masina iandreketan’ny mpiasan’ny fahasalamana amin’izao ady amin’ny valan’aretina Covid-19 eto amintsika dia tsy mitazam-potsiny ireo sehatra tsy miankina sy ireo fikambanana maro isan-karazany. Isan’izany Réseau Aga Khan

Lire l'article

MESSE DOMINICALE ET HOMELIE

    MESSE DOMINICALE ET HOMELIE

– Radio Don Bosco 93.4hz FM – 6h tous les jours sauf dimanche 8h -Télévisé dimanche : Ibc-Dream’in (9h) – KTO (9h) – France 2 (midi) « NY BAIBOLY KATOLIKA » Emission

Lire l'article

ORINASA STAR: Namoaka « application mobile STARnaka »

    ORINASA STAR: Namoaka « application mobile STARnaka »

Mbola ao anatin’ny fihibohana hiadiana amin’ny valanaretina covid-19 isika amin’izao fotoana izao. Na dia izany aza anefa, miezaka manakaiky ny mpanjifa hatrany ny orinasa Star satria efa misy ankehitriny ny

Lire l'article

FONDATION AXIAN SY MNP: Hiara-hisalahy hanarina sy hiaro ny valanjavaboary ao Ranomafana

  FONDATION AXIAN SY MNP: Hiara-hisalahy hanarina sy hiaro ny valanjavaboary ao Ranomafana

Isan’ireo toerana tsy afaka amban’ny maro ny ao amin’ny valanjavaboarim-pirenena Ranomafana rehefa mandalo an’iny Faritra Atsimo Atsinanan’i Madagasikara iny izay

Lire l'article

TSENA ANDRAVOAHANGY : Lasa nivarotra ravintsara sy sakafo ireo very asa sy ny mpivaro-damba

  TSENA ANDRAVOAHANGY : Lasa nivarotra ravintsara sy sakafo ireo very asa sy ny mpivaro-damba

« Tsy vitsy amin’ireo mpivaro-damba tonta sy vao ary ny very asa no nivadika nivarotra sakafo na ravintsara sy kininimpotsy, indrindra

Lire l'article

FARITRA AMORON’I MANIA: Hohamafisina ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo

  FARITRA AMORON’I MANIA: Hohamafisina ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo

Tontosa tamin’ny alalan’ny « visioconférence » na ampitain-davitra ny alakamisy 9 Jolay lasa teo ny fifanaovan-tsonia fifanararaham-piaraha-miasa teo amin’ny Ministry ny Fambolena

Lire l'article

ORINASA STAR: Jifaina amin’ny vidiny tokana 3.000 ariary manerana ny Nosy ny THB 65cl

  ORINASA STAR: Jifaina amin’ny vidiny tokana 3.000 ariary manerana ny Nosy ny THB 65cl

Taorian’ny fandanian’ny teo anivon’ny Antenimieram-pirenena ny fanitsiana ny hetra ho an’ny labiera dia tsy niandry ela fa nampidina avy hatrany

Lire l'article

ORINASA JIRAMA: Hametraka lamina matipaika hanamafisana sy hanatsarana ny fomba fiasa

  ORINASA JIRAMA: Hametraka lamina matipaika hanamafisana sy hanatsarana ny fomba fiasa

Nanatanteraka valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny tompon’andraikitra teo anivon’ny JIRAMA ny zoma 3 Jolay izay notanterahana teny amin’ny foibeny

Lire l'article

TELMA MADAGASCAR : Efa tonga eto amintsika ny tambazotra 5G

  TELMA MADAGASCAR : Efa tonga eto amintsika ny tambazotra 5G

Tsy mitsahatra ny mivoatra hatrany vokatra sy ny tolotra omen’ny Telma Madagascar ho an’ny mpanjifa hatramin’izay taona maro nijoroany izay.

Lire l'article
avril 2025
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
282930