Raha tany Mahajanga no nanombohana ny tolotra GAZ’NAKA an’ny orinasa Vitogaz Madagascar teo aloha, ankehitriny efa misy amin’ny toerana maromaro eto Antananarivo izany. Nanomboka ny zoma 19 Jona lasa teo
Actualités Malgaches
Efa misandrahaka manerana an’i Madagasikara ny fandaharan’asa « Village Orange » na fampandrosoana tanàna iray amin’ny lafiny fanabeazana sy fahasalamana izay najoron’ny Orange Solidarité Madagascar nanomboka ny taona 2013. Raha miisa 25
Notanterahana nanomboka ny alakamisy 18 Jona lasa teo ary hifarana ny talata 23 Jona hoavy izao ny fizarana tosika fameno 100.000 ariary raha ho an’ny Kaominina ambanivohitra Ampitatafika izay ahitana
Mbola ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fahamehana ara-pahasalamana hiadiana tanteraka amin’ny areti-mandripaka Coronavirus isika eto Madagasikara amin’izao fotoana izao . Manoloana izany,
Tsy mitsahatra ny manome fahafaham-po ho an’ny mpanjifa hatrany ny banky BMOI hatramin’izay taona maro nijoroany izay, na amin’ny lafiny
Teny amin’ny Tsenan’Anosibe no nanombohan’ny Ben’ny Tanàna Antananarivo renivohitra, Naina Andriantsitohaina sy ny delegasiona niaraka taminy ny fanatanterahana ny fidinana
Isan’ny vokatra tena ankafizin’ny Malagasy ny zava-pisotro « THB » vokarin’ny orinasa Star indrindra rehefa misy fety sy fifaliana. Hiavaka ny fanamarihana
Mbola ny fanadihadiana sy ny famotoran’ny mpitandro filaminana no hamaritra ny marina mikasika ny sakoroka tao Toamasina, ny alarobia teo.