Tsy mitsahatra ny manome fahafaham-po ho an’ny mpanjifa hatrany ny banky BMOI hatramin’izay taona maro nijoroany izay, na amin’ny lafiny ara-potodrafitrasa izany na eo amin’ny lafin’ny ara-kalitaon’ny tolotra ao aminy
Actualités Malgaches

Teny amin’ny Tsenan’Anosibe no nanombohan’ny Ben’ny Tanàna Antananarivo renivohitra, Naina Andriantsitohaina sy ny delegasiona niaraka taminy ny fanatanterahana ny fidinana ifotony ny alarobia 10 Jona nanomboka tamin’ny 10 ora maraina.

Isan’ny vokatra tena ankafizin’ny Malagasy ny zava-pisotro « THB » vokarin’ny orinasa Star indrindra rehefa misy fety sy fifaliana. Hiavaka ny fanamarihana ny fankalazana ny faha-60 taona nahazoan’i Madagasikara ny fahaleovantena amin’ity

Mbola ny fanadihadiana sy ny famotoran’ny mpitandro filaminana no hamaritra ny marina mikasika ny sakoroka tao Toamasina, ny alarobia teo.

Fokontany 18 no mandrafitra ny Kaominina ambanivohitra Ambohimangakely. Vao nanomboka nandray ny toerany amin’ny maha Ben’ny Tanàna azy Andriamatoa Radafy

Ao anatin’ny herinandro fahadimy amin’ny fahamehana ara-pahasalamana isika eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Mbola tsy miverina an-dakilasy ny mpianatra eny

Toerana malaza, ifamezivezen’ny olona maro ny tsenan’Anosibe. Vao nanomboka ny vanim-potoana fahamehana ara-pahasalamana teto amintsika dia efa nandray ny andraikiny

Potika vokatry ny fandalovan’ny rano be ny volana febroary lasa teo ny ankamaroan’ireo fotodrafitrasan’ny fambolenana, faritra Alaotra Mangoro. Betsaka ireo

Hiavaka ny fankalazan’ny Malagasy ny fetim-pirenena amin’ity taona ity noho ny fisian’ny valanaretina covid-19 eto amintsika. Raha eny amin’ny kianjaben’ny