“Galana, miaro ny fahasalaman’ny mpandeha taxi-be”. Amin’izao vanim-potoanan’ny fahamehana ara-pahasalamana sy ny fepetra fihibohana amin’ny ampahany mihatra eto Antananarivo izao, dia misy ny hetsika miavaka atolotry ny Galana Madagagascar ho
Actualités Malgaches


Mercredi dernier, un groupe de touristes de la CTM ou Confédération du Tourisme de Madagascar a tenu une déclaration à l’INTH Ampefiloha (Institut National de Tourisme et de l’Hôtellerie) .

Notanterahana ny marainan’ny talata 19 Mai teny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Kaominina Antananarivo renivohitra sy ny orinasa Vitogaz. Niompana indrindra tamin’ny sosialim-bahoaka ity fiaraha-miasa teo amin’ny

Notanterahana ny marainan’ny alarobia 13 Mai teny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Kaominina Antananarivo renivohitra sy ny Fondation Axian. Voarakitra ao anatin’ity fifanarahana eo amin’ny roa

Vitsy ny mpandraharaha ara-toekarena mpanangom-bokatra avy any Antananarivo no tonga any Alaotra ka simba ny entana, tahaka ny « poivron ». Fatiantoka
Firenena maro no mbola miady mafy ao anatin’ny fiatrehana ny areti-mandoza coronavirus amin’izao fotoana izao, isan’ireo i Madagasikara. Tsy nitazam-potsiny