Miankina amin’ny tontolon’ny nomerika sy informatika ny ankabeazan’ny asa sy ny fianarana amin’izao vanim-potoana izao, tsy afa-misaraka amin’ny andavanandron’ny olona araka izany ireo sehatra ireo. Izany indrindra no antom-pisian’ny 42
Actualités Malgaches

Manana anjara toerana goavana eo anivon’ireny tranom-piantohana ireny ny fanaraha-maso amin’ny endriny rehetra, na eo amin’ny lafiny fitantanana izany na ihany koa amin’ny fomba fiasa amin’ny ankapobeny. Manoloana izany indrindra,

Nandray anjara tamin’ny fihaonambe iraisampirenena momba ny fifidianana masi-mandidy sady fototry ny fiandrianana no manaraka ny fenitra iraisampirenena na « Conférence internationale sur la souveraineté électorale et les normes internationales

Toerana iray ahafantaran’izao tontolo izao an’i Madagasikara ny Faritra arovana « Allée des baobabs » ao Morondava, Faritra Menabe. Mirefy 320 hektara

Horakoram-pifaliana no nandrakotra ny Kianjan’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Mahamasina ny tolakandron’ny sabotsy 9 Marsa nandritra ny lanonana fanokafana tamin’ny

Tsy mitsahatra ny manamora hatrany andavanandron’ny mpanjifany hatrany ny MVola amin’ny alalan’ireo tolotra maro isafidianana sy ny kalitaon’ny servisiny. Ny

Raha efa nosantarina ny 26 Janoary lasa ny taom-pambolen-kazo ho an’ny taona 2024 izay mitondra ny lohahevitra hoe : « Fambolen-kazo :