« Réveillon alin’ny faminaniana 2023 », io no lohahevitra entin’ny Royal Chapel hamaranana ity taona ity ny alin’ny 31 desambra ho avy izao izay hotanterahana ao amin’ny Royal Chapel Anosizato atsinanana. Amin’io
Actualités Malgaches
Toy ny isan-taona nandritra izay 3 taona nisesy izay, mahatsiaro manokana ireo ankizy mpianatra eny anivon’ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra ny Kaominina ambanivohitra Alasora izay tarihan’ny Ben’ny Tanàna Jimmy Heliasina Randriantsoa
Fanamby ho an’ny Ministeran’ny Fizahantany sy ny Famatarana ny toetr’andro ny hahatrarana 1 tapitrisa ny isan’ny mpitsidika avy any ivelany tonga eto Madagasikara hatramin’ny taona 2028. Hitondra ny anjara birikiny
Lanonana roa sosona no nankalazain’ny fianakaviamben’ny ESTIIM’ na Engineering School of Tourism, Informatics, Interpretership and Management teny amin’ny CCI Ivato
Aorian’ny famoahan’ny Vaomiera mahaleontena misahana ny fifidianana (CENI) ny valim-pifidianana vonjimaika, manana anjara andraikitry goavana ny firaisamonimpirenena. « Andraikiny amin’ny
Ady nandritra ny taona arivo maro izany fandraisan’ny olompirenena an-tanany ny fiainam-pirenena izany. Tsy azo neritreretina izany fifidianana izay ho