« Tsy ara-dalàna sady tsy nahazoana alalana ny hetsika fotsy kasaina hotanterahana eny amin’ny kianjan’ny 13 Mai rahampitso sabotsy 4 Novambra 2023 », io no azo hamehezana ny fanambaran’ny Mpitahiry
Actualités Malgaches


Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy 26 oktobra lasa teo ny Cosmos Megastore eny Tanjombato, tranombarotra Cosmos faha-8 eto Antananarivo, faha-18 kosa raha manerana ny Nosy ary faha-2 ao Tanjombato.

Noho ny fiaraha-miasan’ny MVola amin’ny MFS Africa, mpiara-miombon’antoka aminy, nanomboka ny 13 oktobra izao dia afaka mandefa vola any amin’izy ireo ny Malagasy monina any ivelany mankaty Madagasikara. Manamarika ny

Notanterahina ny sabotsy 30 septambra teo, teny amin’ny bois vert Ankadindravola Ivato, ny fanomezana maripankasitrahana sy mariboninahitra ireo mpiasa fito an’ny farmasia Groupe Métropole. «Fankasitrahana ireo mpiasa no notanterahina tety

Nanomboka ny 14 septambra lasa teo no efa azon’ny mpanjifan’ny MVola sy ny banky MCB atao ny mifandefa vola amin’ny

Ho fanomezana fahafaham-po ho an’ny mpanjifa Telma sy MVola, manolotra ny «M’kôzy» izy ireo izay ahitana ny tolotra M’Kaiky sy

Ampinga iray entin’ny tanora miditra eo amin’ny sehatry ny asa mifandraika amin’ny fianarana noratovony ny kalitaom-pampianarana eo anivon’ny sekoly. Ho