Hahafahana manamari-toerana ny ariary, apetraka any amin’ny banky any ivelany ny volamena manana kalitao Or monétaire raha ny fanazavana teo anivon’ny Banky Foiben’i Madagasikara androany teny Antaninarenina nandritra ny tafa
Politiques & économiques
Raha ny tatitra navoakan’ny Banky iraisam-pirenena tamin’ny volana Jona 2018, 18 isan-jato ny tahan’ny fikirakirana ny banky tamin’ny faran’ny taona 2017. Amin’ireo banky 4 voasokajy ho lehibe eto Madagasikara, nahatratra
Raha tamin’ny herintaona ny fanamarihana ny fahafolo taona nisian’ny » Salon Voatra » izay karakarain’ny Antenimieran’ny varotra dy info Antananarivo (CCIA), izay niompana tamin’ny jery todika nandritra ny 10 taona.
Manoloana ny vaovao nihely momba ny fivahinianan’ny Mpampakatenin’ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI), Soava Andriamarotafika tao amn’ny Radio France Internationale na RFI, nitondra fanazavana mikasika izany ny tenany androany.
» Analamanga tsy maintsy mandroso « , no lohahevitra mandritra ny fanamarihana ny hetsika lehibe antsoina hoe: « Foire & festival Région
Ao anatin’ny fanomanana ny fifidianana Kaominaly 2024, nitafa tamin’ireo mpanao gazety ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena Misahana ny Fifidianana (CENI) androany alarobia
« Roboky hatia, ediky fahalainy », no lohahevitra nosafidiana mabdritra ny hetsika ara-kolontsaina goavana antsoina hoe: « Festival Sobahya ». Araka ny nampahafantarina tamin’ny
Amin’ny maha fetin’ny Foloalindahy malagasy sy fanamarinana ny niverenan’ny fahaleovantena izay hankalazain’ny vahoaka malagasy isaky ny 26 Jona, olo-manan-kaja maro
Isan’ny kitro ifaharan’ny toekarena eto Madagasikara fanomezana sehatra ho an’ireo mpandraharaha. Taorian’ny fandalovan’ny valanaretina covid-19 nandritra ny 3 taona mahery,