Nifamotoana tamin’ny alalan’ny « assemblée générale » teny Ambohimanambola ny Syndicat Autonome des Inspecteurs du Travail (SAIT) izay notarihan’ny Filohany Rojomampionona Ravelomahatratra omaly zoma 5 marsa 2021. Fivoriana izay nifandrimbonanan’ny Inspecteurs du
Politiques & économiques

Nisesisesy tamin’ity herinandro ity ireo karazana fanambarana notanterahan’ireo antoko poilitika, olom-boafidy, fikambanana sy vovonana samy hafa mikasika ny fahitana ny toe-draharaha eto amintsika izao. Ho an’ny Vovonana Isika Fikambanana miara-dia

“Indro havaoziko ny zavatra rehetra!”. Io no mahalaza ny fanamboarana tanteraka hatrany ifotony indray ny trano fivarotana hani-masaka eo Ambodifilao. Araka ny fampitam-baovaon’ny tomponandraikitra mpanangana indray an’ny Zaimaika Analakely, na

Raitra ! Io no filaza azy raha ny fahitana ny sarin’ny Zaimaika ho avy eo. Avo lenta tokoa ny fanalehibeazana sy ny fampiakarana ary ny fanatsarana ity trano fisakafoanana eo

« Raha ny tsiliontsofina, hatsangan’ny tomponandraikitra tsy ho ela ny vaomiera misahana ny karatry ny mpanao gazety matianina. » Io no

Quatrième pouvoir ! Des informations officieuses circulent à Tsiadana, ce Samedi 12 Décembre. Une vision de confédération des journalistes Malagasy

Anisan’ny fanambin’ny Ben’ny Tanana ankehitriny, Naina Andriantsitohaina ny fanarenana sy ny fanatsarana ny Zaimaika. Nanomboka tamin’ny herinandro lasa teo ny

Hetsika ara-toekarena hanairana an’ireo mpandraharaha Malagasy rehetra hampisongadina ny vokatra vita Malagasy no tanjon’ny foara manomboka ny faha-17 an’ity volana

« Tonga misoratra anarana izahay mba tsy ho voaroaka amin’ny toeram-pivarotanay”. Hoy i Tafita Razafimahefa, raim-pianakaviana iray anisan’ireo nandray anjara tamin’ny

Eo anelanelan’ny volana Desambra hatramin’ny Febroary no vanim-potoana fanararaotan’ny mpivarotra hampiakarana ny vidin’entana eny an-tsena indrindra ireo ilaina amin’ny andavanandro