Misoko mangina ny vidim-piainana. Samy mahatsapa ny isan-tokantrano fa vao volana Novambra, efa mihopampana ny vidin’ny vary. Ny sakafo sy ny kojakoja andavanandro efa tsy lazaina intsony. Ny olompirenena anefa
Politiques & économiques

Manomboka ny fanatanterahana ny tetikasa Miami, izay hanova endrika tanteraka ny morondranomasin’i Toamasina ka hanintona sy hampiroborobo ny fizahantany ary hampiakatra ny toe-karena. Ho vita ihany koa ny Boulevard Ratsimilaho,

Taorian’izay krizy ara-pahasalamana natrehan’i Madagasikara amam-bolana maro izay, isan’ireo nisedra fahasahiranana goavana ny mpandraharaha madinika. Izany indrindra no nahatonga ny INSCAE (Institut National des Sciences Comptables et de l’Admininistration d’Entreprises)

« Isika rehetra miara-mandroso », io no teny filamatry ny AJMA na Association des Jeunes Maires Analamanga. Fikambanana izay ivondronan’ireo Ben’ny Tanàna sy Mpanolontsaina Kaominaly miisa 100 mahery amin’ireo 140 eto amin’ny

Notanterahana ny alakamisy lasa teo teny amin’ny Hotel Panorama Andrainarivo ny fikaonandohan’ny antoko politika sy ny Vovonan’ny Parlemantera. Maro ny

Lalana ifamezivezen’ny olona maro ny eny amin’iny By-pass iny. Isan’ny mampitaraina ny olona mandalo eny an-toerana matetika ny tsy fisian’ny

Isan’ireo ozinina mpamokatra zava-pisotro Star voakasiky ny fiatoana vonjimaika ny tao Antsirabe iray volana lasa izay, noho ny olana ateraky

Niteraka resa-be teny amin’ireny tambajotran-tserasera isan-karazany ireny tao anatin’ny ora maromaro izay ny mikasika ny olana sedrain’ny orinasa Star amin’izao

Isan’ireo toerana tsy afaka amban’ny maro ny ao amin’ny valanjavaboarim-pirenena Ranomafana rehefa mandalo an’iny Faritra Atsimo Atsinanan’i Madagasikara iny izay