Fanamby ho an’ny Ministeran’ny Fizahantany sy ny Famatarana ny toetr’andro ny hahatrarana 1 tapitrisa ny isan’ny mpitsidika avy any ivelany tonga eto Madagasikara hatramin’ny taona 2028. Hitondra ny anjara birikiny
Politiques & économiques

Aorian’ny famoahan’ny Vaomiera mahaleontena misahana ny fifidianana (CENI) ny valim-pifidianana vonjimaika, manana anjara andraikitry goavana ny firaisamonimpirenena. « Andraikiny amin’ny maha mpanara-maso azy ny manao tatitra eo anivon’ny CENI, manoloana

Ady nandritra ny taona arivo maro izany fandraisan’ny olompirenena an-tanany ny fiainam-pirenena izany. Tsy azo neritreretina izany fifidianana izay ho mpitondra ny tany sy ny fanjakana izany tamin’ny fitondrana nentin’ny

« Tsy ara-dalàna sady tsy nahazoana alalana ny hetsika fotsy kasaina hotanterahana eny amin’ny kianjan’ny 13 Mai rahampitso sabotsy 4

Marary, noana, mahantra ny vahoaka malagasy, manginy fotsiny ny tsy fahandriampahalemana sy ny kolikoly. Noho ny fahatsapana ireo olana mianjady

Niampy iray indray ireo kandida vonona hiatrika ny fifidianana filoham-pirenena hatao amin’ny 9 novambra ho avy izao.Ny alatsinainy 14 Aogositra

Ireo tolokevitra naroson’ny KMF/CNOE-Fanabeazana olompirenena ho an’ny fanentanana sy ny fanarahamaso mandritra izao zotram-pifidianana izao dia nahazoany fanohanana ara-bola avy