Afaka telo volana eo ho eo dia hiroso amin’ny fifidianana izay ho Filoham-pirenena ny vahoaka malagasy. Hatreto, mbola ankavitsiana no nanambara tamin’ny fomba ofisialy ny filatsahan-kofidiana. Ho an’ny Antoko MTM
Politiques & économiques


Taona manan-tantara ho an’ny demokrasia eto Madagasikara ny taona 2023, hanatanterahana ny fifidianana Filohan’ny Repoblika. Ny alakamisy 9 novambra ny fihodinana voalohany raha ny alarobia 20 desambra kosa ny fihodinana

«Dingana iray no vita, ny 20 jolay teo dia ny fandrafetana ny rejisi-pifidianana nasionaly,izay nahitana mpifidy 11 043 836. Ny ilana izany dia ho amin’ny fifidianana mifanesy », hoy i

« Betsaka loatra ny hirifirin’ny vahoaka, nefa tsy misy sehatra anehoany izany, soa fa teo izahay »,hoy i Jean Jacques

Mandalo sivana miisa 5 ny fahazoana ny mari-pankasitrahana iraisampirenena B Corp dia ny fitantanana, ny vondrom-piaraha-monina, ny fiaraha-monina, ny fiaraha-miasa

Ny tanjona amin’ ny hetsika iraisam-pirenena ho an’ny Faritra hitety ny tapany atsimon’ny Nosy ny fanomezan-danja ny fampandrosoana ifotony sy