17 journalistes deviennent ambassadeurs de la restauration des paysages forestiers. Le projet global « Forests4future » ou F4F, financé par le Ministère fédéral de la coopération économique et du développement
Politiques & économiques

Andro 4 no nivondronan’ireo orinasa sy mpandraharaha ara-toekarena teny amin’ny Hazovato Expo Tanjombato, nandritra ny hetsika iraisampirenena FIM na Foire Internationale de Madagascar ny alakamisy 11 ka hatramin’ny alahady 14

Isan’ireo tranoheva manodidina ny 360 mandray anjara eny amin’ny FIM (Foire Internationale de Madagascar) amin’ity taona 2023 eny amin’ny Hazovato Forello Expo Tanjombato ny Air Mauritius. Haharitra 4 andro ny

Fotoana iray hihaonan’ireo mpisehatra ara-toekarena rehetra na miankina na tsia ny Foire Internationale de Madagascar na FIM izay miditra amin’ny andiany faha-17 amin’ity taona ity. Tahaka ny isan-taona, eny amin’ny

Miroso tsikelikely amin’ny fanarenana ny tontolon’ny fizahantany i Madagasikara amin’izao fotoana izao taorian’ny krizy ara-pahasalamana maneran-tany izay nampitontongana ny tahan’ny

Isan’ny niteraka fikorontanana ara-toekarena teto amin’ny ny fandalovan’ny valanaretina covid-19 nandritra ny 3 taona mahery, sy ny adin’i Ukraine sy

Manana anjara toerana lehibe amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fandraharahana. Efa mihamaro ny vehivavy malagasy no miditra amin’io sehatra io

Taonan’ny fifidianana ho Filoham-pirenena ity taona ity, milaza ho vonona hatrany ny CENI ary miezaka mitady vahaolana hatramin’ny fahafahan’ny havana