6Tombanana ny 134 amin’ireo fokontany 192 mandrafitra ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) no miaina any amin’ireny toeram-ponenana tsizarizary ireny raha ny tatitra voaray. Raha ny fenitra voalazan’ny UN Habitat mantsy,
Politiques & économiques

Tantsoroka ! Io no fitim-baovao ny ho fiaraha-miasan’ny CENI sy ny haino vaky jery tsy ankanavaka ho amin’ity zotram-pifidianana diavina ity, indrindra amin’ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy. Fehin-kevitra

Fanoitra lehibe ho amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fampiharana ny mangarahara sy ny ady amin’ny kolikoly. Izany indrindra no nahatonga ny Msis-tatao tamin’ny alalan’ny fandaharanasa RINDRA Fanamafisana ny fifampitondrana eto

Nisongadina nandritra ny atrikasa notanterahana nandritra ny telo andro ny fanamafisana ny traikefan’ireo mpisehatra teo anivon’ny kaominina Alasora tamin’ny alalan’ny

Manan-danja goavana eo amin’ny fisitrahan’ny olompirenena ny zony ny fisoratana anarana mandritra ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy. Ny

Septembre 2021. Telle est la date de l’engagement de Madagascar à mettre en œuvre cette initiative pour la transparence des

Manoloana ny rivotra mitsoka eto amin’ny firenena amin’izao fotoana izao, nanatanteraka fanambarana tamin’ny alalan’ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety teny