Madatopinfo

 Flash Info

Santé & Sociales

FMFP: Mpiasa maherin’ny 140.000 no nisitraka fiofanana nandritra ny 5 taona

    FMFP: Mpiasa maherin’ny 140.000 no nisitraka fiofanana nandritra ny 5 taona

Anjara biriky goavana entin’ny FMFP na Tahiry Famatsiam-bola Malagasy ho an’ny fampiofanana arak’asa ho fampiroboroboana ny fahaiza-manaon’ny olona indrindra eny anivon’ny orinasa ny hitondra fampandrosoana ara-toekarena sy sosialy eto Madagasikara.

Lire l'article

SEHATRA AN’NY ASA ETO MADAGASIKARA: « Mila hatsaraina ny kalitaon’ny orinasa sy ny arak’olona », hoy ny FMFP

    SEHATRA AN’NY ASA ETO MADAGASIKARA: « Mila hatsaraina ny kalitaon’ny orinasa sy ny arak’olona », hoy ny FMFP

Mila hatsaraina ny sehatrin’ny asa eto Madagasikara na ny orinasa izany na ny mpiasa sy ny mpampiasa araka ny nambaran’ny FMFP. Ilaina fifanohanana eo amin’ny tomponandraikitra isan-tsokajiny sy ny tsirairay

Lire l'article

TONTOLON’NY FANATANJAHANTENA: Niavaka ny fanamarihana andro iraisampirenena teny Mahamasina

    TONTOLON’NY FANATANJAHANTENA: Niavaka ny fanamarihana andro iraisampirenena teny Mahamasina

« Ny fanatanjahantena ho fampiroboroboana ny fiaraha-monina milamina sy mandray andraikitra« , io no lohahevitra nandritra ny fankalazana ny andro iraisampirenena ho an’ny fanatanjahantena izay notanterahana teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny

Lire l'article

DISTRIKAN’ISANDRA: Hitondra ainga vao ny Solombavambahoaka Raoto Ralambozafy

    DISTRIKAN’ISANDRA: Hitondra ainga vao ny Solombavambahoaka Raoto Ralambozafy

Manodidina ny 98% ao anatin’ny Distrikan’Isandra, Faritra Matsiatra Ambony dia tantsaha avokoa, mivelona amin’ny fambolena sy ny fiompiana. Isan’ireo efa namatsy an’i Madagasikara tamin’ny famatsiana vary ity Distrika ity ary

Lire l'article

MVOLA SY VOILADOC : Miara-miasa ho fisitrahan’ny malagasy tolotra ara-pahasalamana azo antoka

  MVOLA SY VOILADOC : Miara-miasa ho fisitrahan’ny malagasy tolotra ara-pahasalamana azo antoka

Isan’ny zo fototry ny olona tsirairay ny fahasalamana, noho ny tsy fahampiana sy ny halaviran’ny toeram-pitsaboana amin’ny toerana sasany anefa

Lire l'article

PUBLI-reportage

  PUBLI-reportage

UNIVERSITY TECHNOLOGY DTS.LICENCE.MASTER I.MASTER II 038.38.138.38/037.02.037.02/033.33.633.77 Mention : Communication – Gestion. Diplômes agréés, habilités avec la FOP Cours en classe,

Lire l'article

UNIVERSITY TECHNOLOGY 038.38.138.38

  UNIVERSITY  TECHNOLOGY 038.38.138.38

UNIVERSITY TECHNOLOGY DTS.LICENCE.MASTER I.MASTER II MENTION:COMMUNICATION.GESTION Hanohy fianarana ambony, hampiakatra karama sy toerana : reclassement.Cours en classe, en ligne, regroupement,

Lire l'article

Manasa e-SAKAFO 038.33.633.77

  Manasa e-SAKAFO  038.33.633.77

VARY SY LAOKA NAHANDRO GASY Sakafo vaovao, madio, tsy misy karbonetra Sur place, emporter, livraison SAKAFO ATOANDRO Zaimaika 26,36 Analakely

Lire l'article

AGENCE RCA 038.33.633.77

  AGENCE  RCA    038.33.633.77

RECRUTEMENT : Mitady Lehilahy tantsaha hiasa any amin’ny faritra TSENA TRANO TANY AHOFA na AMIDY  Ahofa TSENA sy trano

Lire l'article

Tsena.RCA 038.33.633.77

  Tsena.RCA  038.33.633.77

FITAFIANA IMPORTE AKANJO PATALOHA KIRARO KAPAKAPA “Vaovao na fripy maneva sady mafy” Andravoahangy tsena. Akaiky tetezambato.Amorondrano

Lire l'article
décembre 2024
L M M J V S D
 1
2345678
9101112131415
16171819202122
23242526272829
3031