Madatopinfo

 Flash Info

Santé & Sociales

RANDRANA SENDIKALY: Nanatanteraka diabe ho fanamarihana ny 8 marsa

    RANDRANA SENDIKALY: Nanatanteraka diabe ho fanamarihana ny 8 marsa

Samy nanana ny fomba nanamarihany ny 8 marsa, andro iraisampirenena ho an’ny vehivavy ny sampandraharaha, ny fikambanana isan-tsokajiny teto amintsika. Raha ho an’ny Randrana Sendikaly manokana, niavaka ny fanamarihana izany

Lire l'article

INSPECTEURS SY CONTROLEURS DU TRAVAIL: Mitaky ny hanesorana ny Ministera tsy mahavaha olana

Nifamotoana tamin’ny alalan’ny « assemblée générale » teny Ambohimanambola ny Syndicat Autonome des Inspecteurs du Travail (SAIT) izay notarihan’ny Filohany Rojomampionona Ravelomahatratra omaly zoma 5 marsa 2021. Fivoriana izay nifandrimbonanan’ny Inspecteurs du

Lire l'article

LISEA SABOTSY NAMEHANA: Misitraka ny fotodrafitrasa « biodigesteur » ny sekoly sy ny manodidina

    LISEA SABOTSY NAMEHANA: Misitraka ny fotodrafitrasa « biodigesteur » ny sekoly sy ny manodidina

Isan’ireo olana iray mahatonga ny fahalotoan’ny tontolo iainana ny fisian’ny fako mivangongo sy miparitaka etsy sy eroa sy. Paikady goavana iray hialana amin’izany ny fanodidina ny fako ho lasa angovo

Lire l'article

ADY AMIN’NY COVID-19: Hentitra ny fanaraha-maso eny amin’ny Boriborintany fahaefatra

    ADY AMIN’NY COVID-19: Hentitra ny fanaraha-maso eny amin’ny Boriborintany fahaefatra

Tsikaritra tato anatin’ny herinandro nisesisesy izay fa niverina nihamaro indray ny isan’ny olona mitondra ny valan’aretina Covid-19 eto amin’ny Faritra Analamanga. Manoloana izany indrindra, dia mitohy ary hentitra kokoa ny

Lire l'article

TSY FANANAN’ASA ETO MADAGASIKARA: Hitondra vahaolana maharitra ny HAFARI Malagasy

  TSY FANANAN’ASA ETO MADAGASIKARA: Hitondra vahaolana maharitra ny HAFARI Malagasy

Maro ny tanora no manana mari-pahaizana sy mivoaka amin’ireny sekoly ambony ireny isan-taona. Olana ho azy ireny anefa ny fitadiavana

Lire l'article

TETIKASA ALISOTA: Ny Kaominina Ampitatafika no nisantantra azy

  TETIKASA ALISOTA: Ny Kaominina Ampitatafika no nisantantra azy

Maro tokoa ny vokadratsy ateraky ny fiparitahan’ny fako eny rehetra eny toy ny tsy fahasalamana, ny valan’aretina sy aretina isan-karazany,

Lire l'article

ORANGE SOLIDARITÉ: Nampifalifaly ireo fianakaviana marefo sy ankizy maherin’ny 1 000

  ORANGE SOLIDARITÉ: Nampifalifaly ireo fianakaviana marefo sy ankizy maherin’ny 1 000

Noely miavaka, io no azo hamintinana ny fihetseham-pon’ireo ankizy sy fianakaviana sahirana nisitraka fanomezana maro isan-karazany avy amin’ny mpiasan’ny Orange

Lire l'article

ESTIIM’: Ankizy 300 mahery no voakasiky ny tetikasa « Mizara hafaliana 2020 »

  ESTIIM’: Ankizy 300 mahery no voakasiky ny tetikasa « Mizara hafaliana 2020 »

Toy ny fanao isan-taona, tsy nanadino ireo ankizy sahirana ny mpianatra L1 (2020-2021) eo anivon’ny Sekoly ambony ESTIIM’ (Engineering School

Lire l'article

SENDIKA SVS: Lany ho Filoha Nasionaly i Lantoarimalala Ravonintsoa

  SENDIKA SVS: Lany ho Filoha Nasionaly i Lantoarimalala Ravonintsoa

Tao anatin’ny telo andro no nanatanterahan’ny mpikambana eo anivon’ny SVS (Syndicalisme et Vie des Sociétés Madagascar) ny Kongresy izay nanavaozana

Lire l'article

GALANA MADAGASCAR: Nandray anjara mavitrika tamin’ny hetsika fisorohana ny loza ateraky ny afo

  GALANA MADAGASCAR: Nandray anjara mavitrika tamin’ny hetsika fisorohana ny loza ateraky ny afo

Miara-misalahy amin’ny loza. Ho fanamarihana ny tsingerintaona faha-70 taona ny Sampana mpamonjy voina ny alakamisy 10 desambra lasa teo, nisy

Lire l'article
avril 2025
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
282930