COMMUNIQUE DE PRESSE:Suite à l’annonce dans la presse le jeudi 14 novembre de l’intention de la Direction Générale des Impôts d’introduire une taxe de 0,5 % sur le montant des transactions mobile...
FIAROVANA NY ALA HONKO: Hiara-misalahy ny MEDD sy ny IMC ary ny MCF avy any ChineHo fanamafisana sy fampiroboroboana ny fiarovana sy fampiasana maharitra ny ala honko, dia nomarihana tamin’ny alalan’ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovainjafy sy ny IMC...
Ho fitsinjovana ny mpanjifa dia nanavao ny fiaraha-miombon’antoka mikasika ny fomba fandoavam-bola eny anivon’ny masoivoho JIRAMA ny Orange Money Madagascar sy ny orinasa JIRAMA. Notanterahana tamin’ny alalan’ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa teo
‘Ndao hifandray tanana, hitandro ny fahadiovana no teny filamatra nentin’ny Kopakelatra an’ny Star nanamarihana ilay hetsika antsoina hoe : «Clean Up Day». Teto Antananarivo no nanatanterahana izany ny sabotsy 19
Tsy vitsy ny olona manana aretin’ny taovam-pandevonan-kanina no miditra sy manaraka fitsaboana eny amin’ny Hopitaly Joseph Raseta Befelatanana. Ny olana
Samy manao izay ho afany avokoa ny rehetra amin’izao ady amin’ny fiparitahan’ny valan’aretina Coronavirus eto amintsika izao, na ny fitondram-panjakana
Maro ny adidy aman’andraikitra sahanin’ny mpitandro filaminana na eo anivon’ny firenena izany na eo anivon’ny fiaraha-monina indrindra amin’izao ady amin’ny
Azo lazaina ho lohalaharana amin’ny ady amin’ny fihanaky ny valan’aretina Coronavirus ny mpiasan’ny fahasalamana noho izy ireo mifandray, mifanerasera ary